Fanekem-pinoana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanekam-pinoana jiosy
Andalana faha-1:
Ny fanekem-piniana dia fanambaràna ny finoana ampahibemaso. Ny [[Jodaisma|Jiosy]] sy ny [[Kristianisma|Fiangonana kristiana]] sasany ary ny [[Silamo]] dia manana fanekam-pinoana.
 
== Ny fanekem-pinoana eo amin'ny fivavahana jiosy ==
Il est récité chaque jour, matin et soir ; au chevet des agonisants ; par le jeune juif au moment de sa Bar Mitzvah. Ao amin'ny Jodaisma, ny fanekam-pinoana dia ny hoe שמע ישראל / ''Shema Israel'' izay tononina hoe: "''Shema Israel Hashem Elokenu, Hashem Ekhad''" izay hita ao amin'ny [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]] (Deo. 6.4): "Mihainoa ry Isiraely, Andriamanitra no Andriamanitsika'','' Tokana Andriamanitra". Tononina isan'andro, maraina sy antoandro ary hariva. Tononina koa izy eo an-dohafandrian'ny olona miala aina. Tononin'ireo tanora jiosy amin'ny fotoan'ny Bar mitzvah. Voasoratra eny amin'ny tefilina (filakitera)'','' amin'ny takela-koditra malefaka mipetaka eny amin'ny handrina sy ny sandry havia'','' araka ny toromariky ny Deoteronomia. Voasoratra amin'ny takela-koditra apetaka eo amin'ny tolam-baravarana fidirana (dia ny ''mezuzah'').
 
== Ny fanekem-pinoana kristiana ==