Paska jiosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-19:
=== Ny Paska jiosy araka ny Testamenta Vaovao ===
[[Sary:Última Cena - Juan de Juanes.jpg|vignette|326x326px|''Ilay Sakafo hariva farany,'' nataon'i Juan de Juanes, taona 1562.]]
Ny [[Filazantsara sinoptika|Filazantsara telo voalohany]] dia manambara fa ny teny hoe ''Pesa'h'' dia manondro, ho an'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] sy ho an'ny [[Fariseo]], ny Paska jiosy sy ny fetin'ny mofo tsy misy masirasira ary ny fanatitra atao amin'ny andro paska<ref><small>Encyclopedia Judaica 2008, ''Passover'', The Gale Group, 2008 ([http://www.jewishvirtuallibrary.org/jsource/judaica/ejud_0002_0015_0_15458.html vakio an-tranokala] [tahiry]).</small></ref>. Araka ny Filazantsara sinoptika, dia nohomboana tamin'ny faha-15n'ny volana Nisana i Jesosy, tamin'ny andro voalohan'ny fety -, ary ny Fiaraha-misakafo farany dia tamin'ny faha-14n'io volana io. Manan-danja amin'ny fivavahana kristiana io andro io fa nihinanan'i [[Jesosy]] sy ny mpianany ny paska sady nanaovan'i Jesosy lahateny fanazavana ny fahafatesany ho zavatra ilaina hahazoam-panavotana<ref><small>Marka 14.22 sy 24.</small></ref>. Ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjelin'i Joany]] anefa dia milaza fa nohomboana tamin'ny faha-14n'ny volana Nisana i Jesosy, tamin'ny ora voatondro hanatanterahana ny fanatitry ny Paska<ref><small>Joany 19.14 ; jereo koa18.28.</small></ref> ary ny fiaraha-misakafo farany dia tamin'ny faha-13n'io volana io. Tsy araka ny tena fanisana andro izany fahasamihafana izany fa araka ny hevitra teolojika tian'ilay Evanjelistra havoitra, satria tiany haseho ho ilay zanak'ondrin'ny Paska i Jesosy<ref><small>Joany 1.29 sy 19.36. voatsiahy ao amin'ny ''Encyclopedia Judaica'' 2008.</small></ref>.
 
== Ny hevitr'ireo mpanao fitsikerana ara-tantara ==