Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanasaraka ny apokaliptika kanonika sy ny apokaliptika apokrifa
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra misimisy
Andalana faha-1:
'''Literatiora apokaliptika''' na '''soratra apokaliptika''' no ilazana ireo boky mirakitra ny faminaniana ara-pahitana avy amin'Andriamanitra ny amin'ny maha antomotra ny hiafaran'izao rehetra izao sy ny hiavian'ny tontolo vaovao
 
tonga lafatra. Ny soratra fantatra indrindra dia ny Apokalipsin'i Joany ao amin'y Testamenta Vaovao ao amin'ny Baiboly. Vitsy ny soratra apokaliptika boarayvoaray ho kanona (filamatry ny finoana). Ny maro amin'ny soratra apokaliptika dia apokrifa.
 
== Ny soratra apokaliptika kanonika ==
 
=== Ny soratra apokaliptika ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Efa misy soratra apokaliptika ny ao amin'ny Testamenta Taloha nefa amin'ny ankapobeny dia miditra anatin'nireo faminaniana mahazatra izany. Ahitana andalana apokaliptika ao amin'ny bokim-paminaniana sahala amin'ny [[Bokin'i Isaia]] sy ny [[Bokin'i Jeremia]] sy ny [[Bokin'i Ezekiela]] syny [[Bokin'i Joela]] ary ny [[Bokin'i Zakaria]]. Ny [[Bokin'i Daniela]] dia efa apokaliptika feno<ref><small>Charles, Robert Henry (1911). "Apocalyptic Literature". In Chisholm, Hugh. ''Encyclopædia Britannica''. '''2''' (11th ed.). Cambridge University Press. pp. 169–175.</small></ref>.
 
Ireto avy ireo andalana apokaliptika ao amin'ny Testamenta Taloha:
* Isaia 24–27; 33; 34–35;
* Jeremia 33.14-26;
* Ezekiela 38–39;
* Joela 3.9-17;
* Zakaria 12–14;
 
* Daniela 7–12;
 
=== Ny soratra apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ===
Tsy ny Apokalipsan'i Joany ihany no apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao fa na ireo Filazantsara dia ahitana andalana apokaliptika na eskatolojika. Ireto ireo andalana apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ankoatran'ny ao amin'ny Apokalipsin'i Jaona, indrindra ny ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin'i Marka]] ary ny [[Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana]]:
* Matio 24 ; 25.31-46;
* Marka 13;
* 2 Tesaloniana 2.
 
== Ny soratra apokaliptika apokrifa ==
Ligne 16 ⟶ 28 :
=== Apokalypsy apokrifa talohan'ny Testamenta Vaovao ===
Ireto avy ireo Apokalypsy talohan'ny Testamenta Vaovao:
* ''ApokalypsinApokalipsin'i Abrahama''
* Apokalipsin'i Adama
* ''Apokalypsin'i Daniela''
* Apokalipsin'i Daniela
* ''Apokalypsin'i Elia''
* Apokalipsy grikan'i Daniela
* ''Apokalypsin'i Mosesy''
* Apokalipsin'i Elia
* ''[[Boky fahefatr'i Esdrasa|Apokalypsin'i Ezra]]''
* Apokalipsin'i Mosesy
* ''Apokalypsin'i Zefania''
* ''[[Boky fahefatr'i Esdrasa|ApokalypsinApokalipsiny grikan'i Ezra]]'' (na Esdrasa)
* ''Apokalypsin'i Ezekiela''
* ''ApokalypsinApokalipsin'i Zefania''
* ''Apokalypsy grikan'i Baroka''
* ''ApokalypsinApokalipsin'i Ezekiela''
* ''Apokalypsy syriakan'i Baroka''
* ''ApokalypsyApokalipsy grikan'i Baroka''
* ''Apokalypsin'i Noa''
* Apokalipsy siriakan'i Baroka
* Apokalipsin'i Noa
* Fanambaràn'i Gabriela
* Apocalipsin'i Lameka
* Apocalipsin'i Metatrona
* Apocalipsin'i Sedraka
* Apocalipsan'i Zerobabela
* Apocalipsa arameana
Ny [[Bokin'i Henoka]] (na Henoka Etiopiana) dia apokrifa na pseodepigrafa ho an'ny ankamaroan'ny fiangonana fa deoterokanonika izy ho an'ny Fiangonana ortodoksa etiopiana.
 
=== Apokalypsy apokrifa tamin'ny fotoan'ny Testamenta Vaovao na taoriany ===
Ireto avy ireo Apokalypsy tamin'ny fotoan'ny Testamenta Vaovao na taoriany :
* ''Apokalypsy voalohan'i Jakoba''
* ''Apokalypsy faharoan'i Jakoba''
* ''Apokalypsy voalohan'i Jaona''
* ''Apokalypsy faharoan'i Jaona''
* ''Apokalypsy fahatelon'i Jaona''
* Apokalipsin'i Goliasa
* ''Apokalypsin'i Paoly''
* Apokalipsan'i metodiosy
* ''Apokalypsin'i Petera''
* ''Apokalypsin'i Sedraka''Paoly
* Apokalipsy koptan'i Paoly
* ''Apokalypsin'ny Eseniana''
* ''Apokalypsin'i Daniela''Petera
* Apokalipsy gnostikan'i Petera
* ''Apokalypsin'i Elia''Sedraka
* ''Apokalypsin'iny Mosesy''Eseniana
* Apokalipsin'i Samoela sy i Kalamona
* Apokalipsin'i Stefana
 
* Apokalipsin'i Tomasy
* Apokalipsin'ny Lanitra Fito
 
== Jereo koa ==