Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Apokalypsy apokrifa ho Literatiora apokaliptika i Thelezifor : Mba hahafaoka ny kanonika sy ny apokrifa
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanasaraka ny apokaliptika kanonika sy ny apokaliptika apokrifa
Andalana faha-1:
'''Literatiora apokaliptika''' na '''soratra apokaliptika''' no ilazana ireo boky mirakitra ny faminaniana ara-pahitana avy amin'Andriamanitra ny amin'ny maha antomotra ny hiafaran'izao rehetra izao sy ny hiavian'ny tontolo vaovao
'''Apokalypsy apokrifa''' no ilazana ireo boky mitondra ny anarana hoe "Apokalypsy" nefa tsy voaray ho [[kanona]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Misy karazany roa izy ireo, dia ireo nosoratana teo anelanelan'ny nanoratana ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] sy ireo nosoratana tamin'ny fotoanan'ny Testamenta Vaovao na taorian'io. Ny Protestanta dia miantso an'ireo boky ireo hoe pseodepigrafa.
 
tonga lafatra. Ny soratra fantatra indrindra dia ny Apokalipsin'i Joany ao amin'y Testamenta Vaovao ao amin'ny Baiboly. Vitsy ny soratra apokaliptika boaray ho kanona (filamatry ny finoana). Ny maro amin'ny soratra apokaliptika dia apokrifa.
== Apokalypsy apokrifa talohan'ny Testamenta Vaovao ==
 
== Ny soratra apokaliptika kanonika ==
 
=== Ny soratra apokaliptika ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Efa misy soratra apokaliptika ny ao amin'ny Testamenta Taloha nefa amin'ny ankapobeny dia miditra anatin'nireo faminaniana mahazatra izany.
 
=== Ny soratra apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ===
Tsy ny Apokalipsan'i Joany ihany no apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao fa na ireo Filazantsara dia ahitana andalana apokaliptika na eskatolojika.
 
== Ny soratra apokaliptika apokrifa ==
Ny ankabeazan'''Apokalypsyny soratra apokaliptika apokrifa''' no(tsy ilazanavoaray ireoho bokykanona) dia mitondra ny anarana hoe "ApokalypsyApokalipsy" nefa tsy voaray ho [[kanona]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Misy karazany roa izy ireo, dia ireo nosoratana teo anelanelan'ny nanoratana ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] sy ireo nosoratana tamin'ny fotoanan'ny Testamenta Vaovao na taorian'io. Ny Protestanta dia miantso an'ireo boky ireo hoe pseodepigrafa.
 
=== Apokalypsy apokrifa talohan'ny Testamenta Vaovao ===
Ireto avy ireo Apokalypsy talohan'ny Testamenta Vaovao:
* ''Apokalypsin'i Abrahama''
Ligne 13 ⟶ 26 :
* ''Apokalypsy syriakan'i Baroka''
* ''Apokalypsin'i Noa''
=== Apokalypsy apokrifa tamin'ny fotoan'ny Testamenta Vaovao na taoriany ===
Ireto avy ireo Apokalypsy tamin'ny fotoan'ny Testamenta Vaovao na taoriany :
* ''Apokalypsy voalohan'i Jakoba''