Apôkrifan' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely - apokrifa protestanta
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-8:
 
=== Boky apokrifa amin'ny Protestanta ===
Ataon'ny Protestanta hoe apokrifa ireo boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] hita ao amin'ny Baiboly katolika sy orthodoksa sady atao hoe '''[[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]]''' nefa tsy voaray ho kanona na ao amin'ny [[Baiboly protestanta]] sy ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo.]] Ireto avy izy ireo:
* ''[[Bokin'i Jodita'']]
* ''[[Bokin'i Tobia'']]
* Fanampin'ny ''[[Bokin'i Estera''Baroka]]
* [[Fanampin'ny ''Bokin'i Baroka''  (Toko faha-6).Estera]]
* ''Boky voalohan'ny Makabeo''
* ''[[Boky faharoanvoalohan'ny Makabeo'']]
* ''[[Boky voalohanfaharoan'ny Makabeo'']]
* ''Bokin'ny Fahendrena''
* ''[[Bokin'ny Ekleziastika'' na ''Sirasida''Fahendrena]]
* [[Bokin'ny Ekleziastika]] na Sirasida
* Fanampin'ny ''Bokin'i Baroka''  (Toko faha-6).
* Fanapin[[Fanampin'ny ''Bokin'i Daniela''Baroka]]  (Toko faha-13 sy faha-146).
* [[Fanapin'ny Bokin'i Daniela]] (Toko faha-13 sy faha-14).
Ny boky nifotorana misy an'ireo "fanampiny" ireo dia tsy voasoratra ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] fa tamin'ny teny grika tao amin'ny [[Septoaginta]]. Ny boky hafa rehetra izay sady tsy kanonika no tsy apokrifa dia ataon'ny Protestanta hoe pseodepigrafa.
 
=== Boky apokrifa amin'ny Katolika ===
Amin'ny Katolika kosa ny boky atao hoe apokrifa dia ireo boky sady tsy protokanonika no tsy deoteokanonika. Ireo no ataon'ny Protestanta hoe pseodepigrafa. Ny teny hoe ''apokrifa'' sy ''pseodepigrafa'' dia tsy voatery hitovy hevitra. Tsy misy lisitra raikitra momba ireo boky ireo fa ireto misy ohatra vitsy amin'izany:
* ''[[Boky fahatelon'ny Makabeo'']]
* ''[[Boky fahefatry ny Makabeo'']]
* ''[[Salamon'i Solomona'']]
 
== Apokrifan'ny Testamenta Taloha sy Apokrifa kristiana ==
Ligne 56 ⟶ 57 :
* Fivoasana an’i Habakoka
* Fivoasana ny Salamo
* [[Henoka voalohany]] (na [[Henoka etiopiana]])
* [[Henoka faharoa]] (na Bokin’nyBokin'ny tsiambaratelon’i Henoka na [[Henoka slava]])
* [[Henoka fahatelo]] (na Bokin'ny Lapa na [[Henoka hebreo]])
* Horonam-bokin’ny Tempoly
* I Josefa sy i Aseneta