Kafarnahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanova ny anarana Kapernaomy rehetra ho Kafarnahoma izay manakaiky kokoa ny fanononana hebreo sady hita ao amin'ny Baiboly malagasy (katolika sy Diem).
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
I Kafarnahoma araka Baiboly
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Avy amin'ny anarana hebreo hoe כְּפַר נַחוּם / ''Kəfar Nāḥūm'' na ''Kfar Naḥūm'' ny anarana nogasina hoe Kafarnahoma. Atao ho ''Tell'' ''Naḥūm'' koa ny anaran'ilay tanàna amin'ny teny hebreo. Ny teny hoe ''Kfar'' dia midika hoe "tanàna kely" ary ny hoe ''Nahum'' dia "fiononana" na "fitserana". Midika hoe "tananan'ny mpampionona" ny hoe ''Kfar Nahum''. Mety misy ifandraisany amin'ny mpaminany [[Nahoma]] izay avy tao amin'ny tanàna atao hoe Elkoshé midika hoe "tanàna kelin'ny mpampionona". Amin'ny teny arabo, i Kafarnahoma dia atao hoe ''TalnumTalhum'', ka ny hoe ''tell'' dia midika hoe "havoana" ary ny ''NumHum'' dia mety fanafohezana ny hoe ''Nahum''<ref><small>Vassilios Tzaferis, ''Excavations at Capernaum,1978-1982'', Eisenbrauns, 1989, 234 <abbr>p.</abbr></small></ref>.
 
In the writings of Josephus, the name is rendered in Greek as Kαφαρναούμ, ''Kapharnaum'' (Tzaferis, 1989), and Κεφαρνωκόν, "Kepharnōkon"; the New Testament uses ''Kapharnaum'' in some manuscripts, and Kαπερναούμ, ''Kapernaum'', in others.
 
Ao amin'ny asa soratr'i Flavio Josefa dia voasoratra amin'ny teny grika hoe ''Kαφαρναούμ'' / ''Kapharnaum'' (Tzaferis, 1989) sy ''Κεφαρνωκόν'' / ''Kepharnōkon'' ilay anarana<ref>[http://www.perseus.tufts.edu/hopper/text?doc=J.+Vit.+72&fromdoc=Perseus%3Atext%3A1999.01.0149 <small>Josephus, ''Vita'' 72, original text in Greek</small>]</ref>. Ao amin'ny Testamenta Vaovao izy dia voasorara amin'y teny grika hoe ''Kαφαρναούμ'' / ''Kapharnaum'' amin'ny soratanana sasany fa ''Kαπερναούμ'' / ''Kapernaum'' kosa amin'ny sasany. Ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy dia nanakaiky ny voalohany (''Kafarnahoma'') fa ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy kosa dia nandray ny faharoa (Kapernaoma).
 
== Araka ny hita ao amin'ny Baiboly ==
Tamin'ny fotoana nisehoan'ny tantara ao amin'ny [[Filazantsara]] (na Evanjely), dia nisy fadin-tseranana sy antoko-kelin'ny miaramila romana teo ambany fibaikoan'ny mpifehy iray i Kafarnahoma; izany dia manazava kokoa ny fisian'ny apostoly Levy na [[Matio]], izay mety nanana trano fiasana tao hakany hetra amin'ny mpanjono sy ny mpivarotra eo an-tsisintany<ref><small>Jean-Christian Petitfils, ''Jésus'', Fayard, 2011, <abbr>p.</abbr> 57</small></ref>. Voasoratra in'enina ambin'ny folo (16) ao aminan'ireo Filazantsara i Kafarnahoma, ka laharana faharoa izy amin'izany aorian'i Jerosalema<ref><small>''The New Catholic Encyclopedia'', Volume 3, Thomson/Gale, 2003, <abbr>p.</abbr> 83</small></ref> <ref><small>Matio 4.12-13.</small></ref>. Samy miresaka an'i Kafarnahoma avokoa ny Vaovao Mahafaly efatra.
 
Voalaza ho akaikin'ny tanànan'i Petera sy i Andrea ary i Joany sady tananan'i Matio mpamory hetra i Kafarnaomy (Mat. 4.13; 8.5; 11.23; 17.24; Mar. 1.21; 2.1; 9.33; Lio. 4.23, 31; 7.1; 10.15; Jao. 2.12; 4.46; 6.17, 24, 59). Indray Sabata i Jesosy dia niresaka tao amin'ny sinagoga tao Kafarnahoma sady nanasitrana lehilahy izay nisy fanahy maloto (demonia) (Lio. 4.31-36 ; Mar. 1.21-28). Tao koa no nanasitranany ny rafozam-bavin'i Simona Petera (Lio. 4.38-39). Tao no nanasitranany ny mpanompon'ny manamboninahitra Romana iray izay niantso vonjy tamin'i Jesosy (Lio. 7.1-10; Mat. 8.5). Tao no nanasitranan'i Jesosy ny olona malemy izay nampidirina avy ao amin'ny tafon-trano (Mar. 2.1-12; Lio. 5.17-26).
 
Araka ny hita ao amin'ny Evanjely sinoptika dia nisafidy an'i Kafarnahoma hanaovany ny asa fanompoany betsaka tao Galilea aorian'ny tanana kely atao hoe Nazareta i Jesosy (Mat. 4.12-17). Nanozona an'i Kafarnahoma anefa i Jesosy noho ny tsy finoan'ny mponina tao azy ho Mesia (Mat. 11.23).
 
== Tantara ==
Ny toerana nisy ny tanàna dia efa nisy olona tamin'ny taonarivo faha-3 tal. J.K. tamin'ny [[Andron'ny Alimo]]. Foana io toerana io tamin'ny [[Andron'ny Vy]] ary tsy nisy mponina indray raha tsy tamin'ny taonjato faha-5 tal. J.K<ref name=":0"><small>Stanislao Loffreda, "Capharnaum", dans Eric M. Meyers (dir.), ''Oxford Encyclopaedia of Archaeology in the Near East'', <abbr>vol.</abbr> 1, Oxford et New York, Oxford University Press, 1997</small></ref>. Niorina tamin'ny fitohizam-panjakana hasmoneana tao [[Jodia]] (na Jodea) ny tanàna. manaporofo izany fahitana vola antitra indrindra teo amin'ny toerana niorenan'ny tanàna voalohany, dia vola tany amin'ny taonjato faha-2 tal. J.K. Teo amin'ny sisintanin'i Galilia, teo amin'ny sampany iray amin'ny lalan'ny mpivarotra atao hoe Via Maris ("Lanan'ny Ranomasina").
 
Teo amin'ny sisintanin'i Galilia, teo amin'ny sampany iray amin'ny lalan'ny mpivarotra atao hoe Via Maris ("Lanan'ny Ranomasina"). Tamin'ny fotoana nisehoan'ny tantara ao amin'ny [[Filazantsara]] (na Evanjely), dia nisy fadin-tseranana sy antoko-kelin'ny miaramila romana teo ambany fibaikoan'ny mpifehy iray i Kafarnahoma; izany dia manazava kokoa ny fisian'ny apostoly Levy na [[Matio]], izay mety nanana trano fiasana tao hakany hetra amin'ny mpanjono sy ny mpivarotra eo an-tsisintany<ref><small>Jean-Christian Petitfils, ''Jésus'', Fayard, 2011, <abbr>p.</abbr> 57</small></ref>. Voasoratra in'enina ambin'ny folo ao aminan'ireo Filazantsara i Kafarnahoma, ka laharana faharoa izy amin'izany aorian'i Jerosalema<ref><small>''The New Catholic Encyclopedia'', Volume 3, Thomson/Gale, 2003, <abbr>p.</abbr> 83</small></ref> <ref><small>Matio 4.12-13.</small></ref>. Tanànan'ny mpanjono sy ny tantsaha i Kafarnahoma izay nisy mponina tsy nihoatra ny 1 000<ref><small>Donald John Wiseman, Edwin M. Yamauchi, ''Archaeologie and the Bible'', Zondervan, 1979, <abbr>p.</abbr> 79</small></ref>. I Betsaida, izay tanàna kely teo akaikin'i Kafarnahoma teo amoron'ny farihin'i Tiberiada nefa miorina teny an-dafin'i [[Jordana (ony)|Jordana,]] dia lazaina ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] fa tanàna nipoiran'i [[Simona Petera|Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] rahalahiny ary i [[Filipo]] ary mety misy fifandraisany amin'i Natanaela.
 
Tamin'ny taonjato faha-2, taorian'ny nanadravana ny tanànan'i Jerosalema sy ny nandraràna ny Jiosy rehetra tsy hiditra ao, dia nisy Jiosy nazoreana sy mpanao taozavatra avy amin'ny Empira bizantina tao Kafarnahoma. Nisy mponina miisa tokony ho 1 500 tao tamin'ny taonjato faha-5. Nisy fiangonana bizantina tao izay naorina teo amin'ny sisam-paharavan'ny atao hoe "ny tranonin'i Md Petera".