Bokin' i Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Famintinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-6:
 
== Famintinana ==
[[Sary:Job and his friends.jpg|vignette|''I Joba sy ireo sakaizany,'' nataon'i Ilya Repin'','' taona 1869.]]
Ao amin'ity tantara mampalahelo ity dia miampanga an'i Joba teo anatrehan'Andriamanitra i Satana sady nilaza fa i Joba dia tsy hanompo an'Andriamanitra raha niaina tao anaty fahoriana. Noporofoin'Andriamanitra amin'i Satana àry fa i Joba mpanompony dia tsy hiala aminy, na dia ao anaty fahoriana aza. Navelan'Ansdriavanitra ny devoly mba hampahory an'i Joba. Nanana sakaiza telolahy i Joba izay niady hevitra taminy ny amin'ny antony niavian'izao fahoriana mahazo azy izao. Namaly azy ireo tsirairay i Joba. Tamin'ny farany i Eliho izy tsy isan'ireo telo ireo no nahalala ny tena anton'izao fitsapana izao. Amin'ny farany ny boky dia mitatitra ny lahateny nataon'Andriamanitra ka i Joba sy ireo namany niaiky ny fahadisoan-keviny avy teo amin'ny alitaram-panaovam-panatitra dorana ary namerina amin'ny laoniny ny fiainan'i Joba shy nanome azy ankohonana vaovao.