Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa fehin-tsoratra tsy tena ilaina sadynanaisy faingo.
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tipelina
Andalana faha-8:
 
=== Tantaran'i Joba araka ny Koràna ===
Ny Koràna dia miresaka an'i Aioba ho moaminany ambony toetra sy malala-tanana. Andriamanitra dia tia azy fatratra satria iray amin'ireo mpanompo be fanetren-tena sy manompo amim-pahatsoratra. NnanampyNanampy ny kamboty izy, ary nanome sakafo ny mahantra. Hitan'i Satana ny fanoloran-tenan'i Aioba amin'Andriamanitra, ka nanapa-kevitra i Satana hitarika azy amin'ny tsy izy nefa tsy nahomby izany. Nataony torak'izany koa ny vadin'i Aiobavadiny atao hoe Rahma nefa tsy nahomby koa izany. Nianjadian'ny fahoriana mafy i Aioba ka nijaly tamim-paharetana izy.
 
Izao no voasoratra ao amin'ny Koràna:
 
"Tsarovy koa i Aioba mpanompotsika, tamin'ny nanaovany izao teny izao tamin'ny Tompony: Nataon'i Satana reraky ny aretina maro sy ny fampijaliana aho. Nisy feo niteny mafy taminy hoe: Kapohy amin'ny tongotrao ny tany. Dia nataony izany, ka nisy loharano nifantsitsitra. Hataonao hidiovana io rano io; mangatsiatsiaka io, ary hisotro aminy ianao. Naverintsika aminy ny ankohonany -, sady nampiatsika mitovy amin'izay nisy teo. Porofon'ny famindram-potsikapontsika izany sady fampitandremana ho an’ny olona manamanan-tsaina (''Ny Koràna'', « Sad », 38.40-44).