Bokin' i Jônà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanalehibe sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Pieter Lastman - Jonah and the Whale - Google Art Project.jpg|vignette|''I Jona sy ilay trozona,'' nataon'i Pieter Lastman, taona 1621.|292x292px]]
Ny '''Bokin’i Jona''' na '''Bokin’i Jônasa''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Mitantara ny amin’ny mpaminany [[Jona (mpaminany)|Jona]] izay nirahin’Andriamanitra any Ninive (renivohitry ny Asiriana) mba hampibebaka ny mponina tao nefa nitady lalan-kafa tsy ho any. Niteraka fahasahiranan ho azy izany ka nandeha tany Ninive ihany izy amin’ny farany. Avotra tamin’ny fahatezeran’Andriamanitra ny mponina tao rehefa nibebaka. Tsy araka ny itiavan’i Jona azy izany famelan-keloka azon’izy ireo izany. Tsy ho an’ny Jiosy ihany ny famonjena fa ho an’ny olombelona rehetra.