Bokin' i Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanakely soratra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-10:
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Araka ny lovantsofina dia tany amin’ny taonjato faha-9 tal. J.K. no nanoratana ny Bokin’i Amosa. Ny faminaniana ny amin’i Tiro sy i Edoma (1.9-12) ary i Joda (2.4-5) anefa dia hoatry ny nosoratana taorian’ny [[Fahababoana]].
 
== Fizarànan’ny boky ==
Andalana faha-16:
 
=== Hovalian’Andriamanitra ny helok’ireo firenena (1.1 – 2.16) ===
- Hovalian’Andriamanitra ny fahotan’ireo firenena jentilisa enina (1.1 – 2.3). Ireto avy ireo firenena ireo : i Siria, i Filistia, i Foinikia, i Edoma, i Amona ary i Moaba.
 
Ireto avy ireo firenena ireo : i Siria, i Filistia, i Foinikia, i Edoma, i Amona ary i Moaba.
 
- Hovalian’Andriamanitra toraka izany koa i Joda sy i Isiraely (2.4 – 2.16)