Bokin' i Hôsea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-22:
 
== Ireo lohahevitra lehibe ==
I Hosea no mpaminany voalohany nampiasa ny [[fanambadiana]] ho fomba fanambaràna ny fifandraisana misy eo amin’Andriamanitra sy i Israely. Izany lohahevitra izany dia miseho fanindroany ao amin’ny [[Bokin'i Ezekiela]] (toko faha-16). Hita matetika izany lohahevitra izany taty aoriana tao amin’ny teolojia kristiana. Ny fitiavana tsy mety ritran’Andriamanitra (Hos. 11) dia hita koa ao amin’ny tenin’ny mpaminany [[Bokin'i Jeremia|Jeremia]] tao Joda tamin’ny nampananontanona ny fanafihan’ny firenenefirenena fahavalony an’ity fanjakana ity. Miavaka anefa i Hosea noho ny fanandratany avo ny fitiavana izay sitrak’Andriamanitra lavitra noho ny fanatanterahana [[sorona]] ary ny fahalalana an’i Yahweh no ankasitrahana fa tsy ny [[fanatitra]] dorana aterina aminy (Hos. 6.6).
 
== Fampiasana ny boky ao amin’ny Testamenta Vaovao ==