Jordana (ony): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: renirano
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:20100923 mer morte13.JPG|vignette|282x282px|''Ny ony Jordana tandrify ilay toerana fanaovana batisa ao Jordania'', noforonina tamin'ny 23 Septambra 2010]]
I '''Jordana''' dia ony ao Atsianana Afovoany mirefy 360 km izay mipoitra avy ao amin’ny tendrombohitra Anti-Libanona sady avy avaratra mianatsimo ka mivarina any amin’i Ranomasina Maty. Mandavan-taona ny fikorianany no tsy miova firy koa ny habetsahan’ny rano entiny (salany : 32 m<sup>3</sup>/s) noho ny fisian’ny rano madinika mamatsy azy, dia i Iarmoka, izay mipoitra avy anaty vato sokay sy avy amina ranomandry. Ny lohasahany no iva indrindra eran-tany satria mahatakatra any amin’ny 421 m ambanin’ny ranomasina.