Ôtniela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely sy nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Othoniel Ben Kenaz.jpg|vignette|''I Otniela ben Kenaza,'' nalaina tamin'ny "Promptuarii Iconum Insigniorum"'','' taona (1518?-1589).]]
I '''Otniela''' na '''Hôtniela''' dia mpitsara israelita. Isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe izy. ''Otniel Ben Knaz'' (עתניאל בן קנז) no anarany feno amin'ny teny hebreo, izay azo gasina hoe ''Otniela zanak'i Kenaza''. (Mpit. 3.8-11). Mety hidika hoe "Heriko Andriamanitra" na "Namonjy ahy AndriavanitraAndriamanitra" ny hevir'i anarana io<ref><small>Jack M. Sasson (20 May 2014). [https://books.google.com/books?id=25ezAwAAQBAJ&pg=PA146 ''Judges 1-12: A New Translation with Introduction and Commentary'']. Yale University Press. p. 146. <nowiki>ISBN 978-0-300-19033-5</nowiki>.</small></ref>. I Kosama-Riseataima, mpanjakan'i Arama no nifanandrina taminy. Tamin'ny androny dia nandry fehizay tanatin'ny 40 taona i Israely. Izy no mpitsara voalohany tao Israely ary i [[Ehoda]] no nandimby azy.
 
Isan'ny fokon'i Joda izy ary i Kenaza izay zandrin'i Kaleba no rainy. Izy no mpitsara voalohany nandimby an'i Josoa (na Josoe). Ao amin'ny Bokin'i Josoa sy ny Bokin'ny mpitsara (mpits. 1 sy 3) no ahitana ny tantarany.