Jakôba zanak' i Zebedeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa soratra iadian-kevitra
Andalana faha-1:
I '''Jakoba zanak'i Zebedio''' dia iray amin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr'i]] Jesoa roa ambin'ny folo lahy. Atao hoe koa ''Jakoba Zokiny'' (na ''Jakoba Lehibe'') izy sady rahalahin'i Jaona zanak'i Zebedio. ''Ἰάκωβος / Iakôbos'' no fiantsoana azy amin'ny teny grika. Izy roalahy ireo dia antsoina koa hoe ''Boanergés'' izay midika hoe "zana-baratra". Tsy afangaro amin'i [[Jakoba zanak'i Alfeo]] i Jakoba zanak'i Zebedio. Tsy nanoratra epistily na i Jakoba zanak'i Alfeo na i Jakoba zanak'i Zebedio. Tsy izy ireo no nanoratra ny [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Epistilin'i Jakoba]].
 
== Jereo koa: ==