Jaira: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Febroary 2018 à 01:26

I Jairo na Jaira dia mpitsara tao Israely nandimby an'i Tola sady nodimbasin'i Jefta. Yā’îr no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 22 taona i Jairo (Mpit. 10.3-5).

Jereo koa: