Tôlà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Febroary 2018 à 01:23

I Tola na Tôlà dia mpitsara tao Israely izay nandimby an'i Abimeleka mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. Tôlāʻ no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 23 taona i Tola (Mpit. 10:1-2.). I Jairo no mpitsara nandimby azy.

Jereo koa: