Apôkrifan' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely - apokrifa protestanta
Andalana faha-18:
* Fanampin'ny ''Bokin'i Baroka''  (Toko faha-6).
* Fanapin'ny ''Bokin'i Daniela'' (Toko faha-13 sy faha-14).
Ny boky nifotorana misy an'ireo "fanampiny" ireo dia tsy voasoratra ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] fa tamin'ny teny grika tao amin'ny [[Septoaginta]]. Ny boky hafa rehetra izay sady tsy kanonika no tsy apokrifa dia ataon'ny Protestanta hoe pseodepigrafa.
 
=== Boky apokrifa amin'ny Katolika ===
Amin'ny Katolika kosa ny boky atao hoe apokrifa dia ireo boky sady tsy protokanonika no tsy deoteokanonika. Ireo no ataon'ny Protestanta hoe pseodepigrafa. Ny teny hoe ''apokrifa'' sy ''pseodepigrafa'' dia tsy voatery hitovy hevitra. Tsy misy lisitra raikitra momba ireo boky ireo fa ireto misy ohatra vitsy amin'izany:
* ''Boky fahatelon'ny Makabeo''
Andalana faha-30:
=== Apokrifan'ny Testamenta Taloha ===
* Amboara
* Andro fahiny ao amin’ny Baiboly « Pseodo-JosefoJosefa »
* Antsam-piderana
* Apokalipsa grikan’i Baroka