Bokin' ny Fitomaniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-mitsangana
Andalana faha-1:
[[Sary:Jeremia treurend over de verwoesting van Jeruzalem Rijksmuseum SK-A-3276.jpeg|vignette|''Mitomany ny faharavan'i Jerosalema i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]],'' nataon'i Rembrandt, 1630.'']]
Ny '''Bokin’ny Fitomaniana''' dia boky hita ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Tonon-kiram-pisaonana lava narafitra amin’ny fomba kanto no ao anatiny, izay mamisavisa ny fahoriana lehibe vokatry ny fahirano, ny fandravana an’i Jerosalema sy ny Tempoly. Mafonja ny tonon’ireo Fitomaniana ireo izay maneho ny fahoriana lalina vokatry ny fahantrana sy ny mosary ary ny famdripahana sy ny loza hafa koa. Ireo rehetra ireo dia fisehon’ny famaizan’Andriamanitra noho ny fahotan’ny vahoaka sy ny mpaminany ary ny mpisorona. Na dia izany aza dia mifarana amin’ny tonon-kiram-panantenana ny Bokin’ny Fitomaniana.