Bokin' i Habakoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy endrika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-21:
Azo zaraina telo ny Bokin’i Habakoka:
 
=== Fahoriana Fahorian'ny marina (1.1 – 2.5) ===
Miady hevitra amin’Andriamanitra i Habakoka, sahala amin’ny ao amin’ny Jeremia (Jer. 4). I Habakoka dia mitaraina mafy (mitomany), manohitra ary manontany ny amin’ny fahoriana ny marina sy ny fahasambaran’ny mpanota. Andriamanitra dia nilaza fa eo an-dalam-panandratana firenena iray hafa izay hamabo ny zavatra rehetra. Nefa nanambara koa Andriamanitra fa ny faharesen’io firenena mpampahory io dia ho tanteraka tokoa (Hab. 2.4). Andriamanitra mamarana ny fanambarany ny ho avy amin’ny filazany fa ho velona noho ny finoany ny marina (Hab. 2.4).