Bokin' i Malakia: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly |
k Nanisy sary sy endrika |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Duccio di Buoninsegna 066.jpg|vignette|538x538px|''Ny mpaminany Malakia'', nataon'i Duccio di Buoninsegna, taona 1308-1311.]]
Ny '''Bokin’i Malakia''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Isan’ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika]] izy. Ahitana ireo tenin’ny mpaminany mahazatra toy ny fampahatsiahivana ny nifidian’Andriamanitra an’i Israely ho vahoakany, ny fahamasinan’Andriamanitra, ny fahamarinana ara-piaraha-monina ary ny tokony hanajana ny fanompoam-pivavahana. Ny hafatra eskatokojika ny amin'ny Andron’i Yahweh dia mikasika an’i Israely ihany fa tsy ny firenena rehetra. Miresaka misimisy momba ny fanambadiana koa ny Bokin’i Malakia.
Ligne 12 ⟶ 13 :
== Fizaràn’ny boky ==
Ny Bokin’i Malakia dia misy toko telo na efatra arakaraka ny mpanonta Baiboly, ka ny toko fahatelo izay misy andininy 24 amin’ny Baiboly sasany dia voazara ho toko faha-3 (3.1-18) sy faha-4 (4.1-6) amin’ny Baiboly hafa. Azo zaraina fito io boky io ka ny tsirairay aminy dia mifanandrify amina lahatenim-paminaniana izay aseho amin’ny endrika fampianarana, afa-tsy ny fizaràna farany izay heverin’ny mpikaroka momba ny Baiboly sasany fa tovana nataon'ny sasany taty aoriana mba hitovian’ilay "mpitondra hafatra" (''malakhi'') (Mal. 3.1) amin’ny mpaminany Elia.
{{Testamenta Taloha}}
=== Ny fitiavan’Andriamanitra ny Israely (1. 1-5) ===
|