Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanasaraka fehezanteny sy nanisy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nandamina
Andalana faha-1:
Ny '''monoteisma''' dia finoana andriamanitra tokana na finoana ny maha tokana an’Andriamanitra. Ny politeisma – izay finoana andriamanitra maro, no tena mazava ny fifanoherany aminy. Telo ny fivavahana fantatra mazava fa monoteista, dia ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[silamo]]. Ny monoteisma dia angamba namboka tany amin’ny taonjato faha-14 tal. J.K., niaraka amin’ny nanombohan’ny faraôna Amenofisy IV nivavaka tamin’i Atona, andriamanitra masoandro, izay ninoana fa fara tampony sady tokana. Ny [[zoroastrisma]] dia fivavahana tany Persia izay azo lazaina koa ho monoteisma. Nefa ny fotoana fantatra mazava nipoiran’ny monoteisma dia tamin’ny fandraisan’ireo [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] ny fivavahana amin’Andriamanitra, dia ilay andriamanitra tokana, indrindra tamin’ny fivoahan’izy ireo avy tao Ejipta.
 
== Monoteisma tao amin’nyIreo fivavahana hebreo sy jiosyabrahamika ==
Atao hoe "abrahamika" ireo fivavahana nipoitra tamin'ny fivavahan'i [[Abrahama|Abrahama,]] indrindraindrindra ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[silamo]].
Ilay andriamanitra tokana ao amin’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] dia matetika tononina amin’ny anarana hoe ''El''. Io no anaran’ny andriamanitra fara-tampon’ny mponina tao Kanana izay noraisin’ny Hebreo koa ho anaran’ny andriamaniny rehefa tonga tao Kanana izy ireo. Ny anaran’ny andriamanitry ny Hebreo dia tsy azo tononina, fa nosoratana fotsiny amin’ny litera hebreo efatra izay azo adika amin’ny litera latina hoe ''[[Yahweh|Yhwh]]''. Ny fanambaran-tenan’i Yahweh dia niseho tamin’ny fotoana nahitan’i [[Mosesy|Moizy]] an’ilay roimemy mirehitra nefa tsy nety levona izay nilazan’Andriamanitra hoe “Izaho no ilay misy” (Eks. 3.14 ao amin’ny [[Baiboly malagasy|Baiboly Masina]]). Ny Baiboly dia maneho fa i Yahweh ihany no misy fa ny andriamanitra hafa dia tsy misy. Ity fanambaràna ny maha tokana an’i Yahweh ity dia niaraka tamin’ny fivoahan’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]] avy ao Ejipta.
 
=== Monoteisma aotao amin’ny fivavahana kristianahebreo sy jiosy ===
Ilay andriamanitra tokana ao amin’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] dia matetika tononina amin’ny anarana hoe ''El''. Io no anaran’ny andriamanitra fara-tampon’ny mponina tao Kanana izay noraisin’ny Hebreo koa ho anaran’ny andriamaniny rehefa tonga tao Kanana izy ireo.
Ny Kristiana dia monoteista nefa misy fahasamihafana amin’ny finoan’ny Hebreo ny finoany an’Andriamanitra.
 
Ny mpikarona momba ny fivavahana dia milaza fa tsy tonga dia monoteista ny fivavahan'ny hebreo fa [[henoteisma]] izay nomena anarana hoe ''[[yahvisma]]'' satria ninoan'ny Hebreo taloha ny fisian'andriamanitra maro nefa i [[Yahweh]] no nanataony ho andriamaniny nolovany tamin'ny razany, satria samy nanana ny andriamaniny ny firenena tsirairay. Tany am-pahababoana any Babilona vao nanomboka ny finoan'ny Jiosy ny maha andriamanitry ny firenena rehetra sy izao rehetra izao an'Andriamanitra.
Ny maro amin'ny Kristiana dia mino fa Andriamanitra dia “Telo Izay Iray” na [[Trinite]]: izany hoe Andriamanitra tokana manana persona telo.Ny hoe ''persona'' dia tsy nataon’ny teolojiana miteny malagasy hoe ''tena'' fa nionona amin’ny fanagasiana ny teny latina hoe ''persona'' na ny teny frantsay hoe ''personne'' na ny teny anglisy hoe ''person'' izy ireo.
 
IlayNy andriamanitrampikaroka tokanasasany ao amin’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]]kosa dia matetikamilaza tononinafa amin’nyny anaranafanambaràna hoeny ''El''.maha Iotokana noan’i anaran’nyYahweh andriamanitradia fara-tampon’nyniaraka mponinatamin’ny taofivoahan’ny Kanana[[Zanak'i izayIsraely|Zanak’i noraisin’nyIsraely]] Hebreoavy koa hoao anaran’ny andriamaniny rehefa tonga tao Kanana izy ireoEjipta. Ny anaran’ny andriamanitry ny Hebreo dia tsy azo tononina, fa nosoratana fotsiny amin’ny litera hebreo efatra izay azo adika amin’ny litera latina hoe ''[[Yahweh|Yhwh]]''. Ny fanambaran-tenan’i Yahweh dia niseho tamin’ny fotoana nahitan’i [[Mosesy|Moizy]] an’ilay roimemy mirehitra nefa tsy nety levona izay nilazan’Andriamanitra hoe “Izaho no ilay misy” (Eks. 3.14 ao amin’ny [[Baiboly malagasy|Baiboly Masina]]). Ny Baiboly diahebreo (na [[Tanakh]]) maneho fa i Yahweh ihany no misy fa ny andriamanitra hafa dia tsy misy. Ity fanambaràna ny maha tokana an’i Yahweh ity dia niaraka tamin’ny fivoahan’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]] avy ao Ejipta.
Tsy mifanaraka amin’ny monoteisma ny fampianarana ny Trinite hoy ny antokom-pivavahana kristiana sasany isan’ireo niforona avy amin’ny [[Reformasiona]] (na Reforma) izay tsy manaiky ny Trinite. Izy ireo dia manohana ny atao hoe [[onitarisma]] – izany hoe Andriamanitra dia tsy persona telo fa tokana. I Fausto Socin dia namorona ny fiangonana manohitra ny Trinite tao Eoropa Atsinanana atao hoe “Rahalahy Poloney”. Ny onitarisma dia niitatra tamin’ny taonjato faha-19 tany amin’ireo firenene anglo-saksona sy tany Amerika Latina. Maro koa ireo fivavahana kristiana izay manohitra ny Trinite – ka isan’ireny ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon’i Jehovah]].
 
=== Monoteisma ao amin’ny fivavahana silamokristiana ===
Ny Kristiana dia monoteista nefa misy fahasamihafana amin’ny finoan’ny Hebreo sy ny Silamo ny finoany an’Andriamanitra. Ny maro amin'ny Kristiana dia mino fa Andriamanitra dia “Telo Izay Iray” na [[Trinite]]: Andriamanitra, izany hoe Andriamanitraandriamanitra tokana manana persona telo. Ny hoe ''persona'' dia tsy nataon’ny teolojiana miteny malagasy hoe ''tena'' fa nionona amin’ny fanagasiana ny teny latina hoe ''persona'' na ny teny frantsay hoe ''personne'' na ny teny anglisy hoe ''person'' izy ireo.
Ny fivavahana silamo dia monoteista sahala amin’ny fvavahana jiosy. Ny anaran’Andriamanitra dia Allah. Izany m ahatokana an'Andriamanitra izany no atao amin'ny teny arabo hoe ''Tawhîd'' izay hamafisina amin'ny fanekem-pinoana (arabo: ''Shahâda'') hoe: "Manambara aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary i Mohamady no irak'Andriamanitra".
 
Tsy mifanaraka amin’ny monoteisma ny fampianarana ny Trinite hoy ny antokom-pivavahana kristiana sasany isan’ireo niforona avy amin’ny [[Reformasiona]] (na Reforma) izay tsy manaiky ny Trinite. Izy ireo dia manohana ny atao hoe [[onitarisma|onitarisma,]] izany hoe Andriamanitra dia tsy persona telo fa tokana. I Fausto Socin dia namorona ny fiangonana manohitra ny Trinite tao Eoropa Atsinanana atao hoe “Rahalahy Poloney”. Ny onitarisma dia niitatra tamin’ny taonjato faha-19 tany amin’ireo firenene anglo-saksona sy tany Amerika Latina. Maro koa ireo fivavahana kristiana izay manohitra ny Trinite, ka isan’ireny ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon’i Jehovah]].
 
=== Monoteisma ao amin’ny fivavahana silamo ===
Ny fivavahana silamo dia monoteista sahala amin’ny fvavahana jiosy. Ny anaran’Andriamanitra dia Allah. Izany m ahatokanamahatokana an'Andriamanitra izany no atao amin'ny teny arabo hoe ''Tawhîd'' izay hamafisina amin'ny fanekem-pinoana (arabo: ''Shahâda'') hoe: "Manambara aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary i Mohamady no irak'Andriamanitra".
 
== Ireo fivavahana hafa azo heverina ho monoteista ==
 
=== Ny zoroastrisma ===
Ny [[zoroastrisma]] na zoroastrianisma dia fivavahana naorin’i [[Zaratostra]] (na Zoroastra) tany Persia tany amin’ny taonjato faha-7 tal. J.K. Manindry mafy ny fifanoheran’ny herin’ny tsara amin’ny herin’ny ratsy (doalisma) i Zaratostra nefa ny fivavahany dia azo lazaina hoe monjoteista satria tsy mitory fisian’andriamanitra roa mifanohitra izy fa andriamanitra tokana. I Ahura Mazda (na Ohrmazd) no anaran’ny andriamanitry ny zorostrisma. Ireo androiamanitra maro tao amin'ny fivavahana mazdeisma teo alohany dia lasa zavatra hafa heverina indraindray ho sahala amin'ny anjely na fiseho manokan’i Ahura Mazda izay lasa nanana tena manokana ka atao hoe ''amesha spenta''. Ny mpikaroka momba ny fivavahana dia milaza fa avy amin'ny finoana ny fisian'ny ''amesha spenta'' no nipoiran'ny finoana ny anjely sy [[arikanjely]] tao amin'ny fivavahana hafa.
 
== Jereo koa: ==