Ezra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Teny mihoatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanova laharan-jana-dohateny
Andalana faha-10:
Izy no nitondra ny andiany faharoa tamin’ireo Jiosy nody an-tanindrazana taorian’ny Fahababoana avy any Babilona mba hanorina indray ny [[Tempoly]] ao Jerosalema izay noravan’ireo Babiloniana tany aloha.
 
=== Ireo soratra amin'ny anaran'i Ezra ===
Araka ny lovantsofina dia i Ezra (na Esdrasa) no nanoratra ny boky kanonika mitondra ny anarany, dia ny [[Bokin'i Ezra|Bokin’i Ezra]] na Bokin’i Esdrasa. Nefa misy soratra hafa koa izay mitondra ny anarany.
 
==== Boky kanonika amin’ny anaran’i Ezra ====
Misy roa ireo boky kanonika amin’ny anaran’i Ezra ka mety hisaraka na hitambatra :
* [[Bokin'i Ezra|Bokin’i Ezra]] na Bokin’i Esdrasa
Andalana faha-19:
Ny [[Boky Ezra-Nehemia]] dia atao hoe ''1 Izra'' ao amin’ny Baiboly ortodoksa etiopiana.
 
==== Apokrifa na pseodepigrafa amin’ny anaran’i Ezra na Esdrasa : ====
Misy fito ny soratra [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] na [[pseodepigrafa]] amin’ny anaran’i Ezra ka mety hitambatra ho boky iray ny sasany arakaraka ny fiangonana na ny Baiboly na ny fiteny itanisana azy. Mety hiova araka izany koa ny laharana araka izany :
* [[Boky fahatelon'i Esdrasa]] na Boky grikan’i Esdrasa)