Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Fanitsiana
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy ampahany amin'ny teny malagasy
Andalana faha-1:
== Famaritana azy: ==
* Ny boky manan-kaja Al Kor’any (القرآن‎‎) dia, midika hoe: Ilay fivakiana (matetika). Io boky io dia, boky fototra manazava ny finoana Islam[[Silamo]] dia, mbola amin’ny Tenyfieny Araboarabo, tenindrazan’Ilay mpaminany nitondra azy. Ary mbola amin’ny Tenyfieny arabo hatramin’izao.
* Ny boky manan-kaja Al Kor'any dia, mbola tsary niharan'ny fanovana. Na ny fomba famakiana azy na ny fomba fanazavana azy na ny fomba fampiharana azy dia, mbola hita mazava tsara ary voatahiry avy amin’ny alalan’ny boky mirakitra ny tenin’Ilay mpaminany nitondra azy: Hadith Sahih. Al Kour’any, boky izay manana fomba famakiana azy miisa fito. Amin’ny feo manaitra sy lalim-paka ary na dia, tsy fantatrao azy ny zavatra teneniny dia, efa resilahatra sahady ianao aminy. Voasariky ny feo izay miditra sy mamakivaky ny fanahinao ianao ary mandrotsaka ny ranomasonao amin’ny fomba mahagaga. Al Kor’any boky manan-kaja tsy misy toa azy. AhitanaoAhitana ny lafin’ny fiainana rehetra. Na ara-piarahamonina izany, na ara-pivavahana izany, na ara-pitondrana izany, na ara-piarovana izany dia, voalahadahatra ao anatiny. Ny Al Kor’any bokydia izayboky tsy namela ny ambaratongan’olona rehetra.
* Na mpanakarena ianao na mahantra na fadiranovana na mpino islam ianaosilamo na mpino Kristianina ianaokristianina na mpino Jiosy ianaojiosy na tsy mpino an’Andriamanitra mihitsy dia, mbola namelany hafatra sy anatra ary fampitandremana. Angamba ianao ho tontohitra. Ny Al Kor’any dia boky izay manambara ny zavatra ho avy sy efa lasa. Boky izay manambara ny zavatra hiseho ao anatin’ny fasana sy ny zavatra isehohiseho amin’ny andron’ny fitsarana. Al Kour’any boky izany manambarana ny tsiambaratelon’izao tontolo izao. Na ny fiandohany izany na ny fiafarany izany na ny fizotrany ankehitriny izany dia, tsy misy na dia iray aza nafeniny.
<gallery>
Sary:Hungary pecs - jakovali2.jpg|Ny boky manan-kaja Al Korany
Sary:Coran-en-francais.jpg|Ny boky manan-kaja Kor'any. Ny ivelany.
</gallery>
Taona 570 taorian’Itaorian’i ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Teraka Ii Mpaminany MohammadMohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’Ifitahian’Ilay Ilay naharyNahary anie ho azy).
 
Raha jerentsikajerena ny toe-draharaha tamin’ny taona 570 dia, nanjaka ireo Romana (Kristianina Katolika) tao EuropeEoropa sy faritra Moyen-Orient (Syrie, Palestine, Iraq,….) '''Mpanjaka Clovis I tamin’ny taona 496''' nanaraka finoana Kristianina, izy zanyizany an’isan’ireo niandohan’ny EuropaEoropa Kristianina voalohany. ZanyIzany hoe: dominantnanjaka tanteraka ny finoana Kristianinakristianina tao EuropeEoropa tamin’izany fotoana izany ary betsaka ny ady niseho nataon’ireo Kristianina Katolika. Ary nanomboka tamin’ny taona '''325''' dia, tsy nitsahatra ny fanenjehana ireo mpino maro samihafa ary tao anatin’ny haizina tanteraka ny izao tontolo izao tamin’io fotoana io. Tamin’izany nyireo AmériquesAmerika roa dia, mbola tsy hita satria tamin’ny '''1492''' ary tsy nitsahatra namono ireo IndienIndianina nonina tao izy ireo ka tamin’ny faranyfaran'ny '''1776''' dia, nahazo fahaleovan-tena. Tamin’ny taona 570 dia, teraka Ii Mpaminany MuhammadMohamady (fandriampahalemana sy fitahian’Ilay naharyNahary anie ho azy) tao Makka,Maka ao Arabia.
 
Taona 610 taorian’Itaorian’i ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Tonga tamin’Itamin’i Mpaminany MohammadMohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay naharyNahary anie ho azy) ny Wahi (RévélationFanambaràna na Faminaniana) vaovao mahafaly ho an’ny olombelona rehetra sy fampitandremana azy ireo amin’ny sazy mamaivay miandry azy ireo raha toa ka mitsipaka izany izy ireo. Tonga ny Kour’any masina. Tonga tamin’Itamin’i Mpaminany MohammadMohamady fandriampahalemana sy ny fitahian’ Ilay naharyNahary anie ho azy, ny Wahi (fanambarana avy amin’Ilay avoAvo tsyTsy tohaToha) ny Kour’any manan-kaja. Niantso ny vahoakany izy mba hanaraka ny finoana islamsilamo ary tsy nitsahatra nitombo ireo vahoaka nanaraka azy. Nefa, nitondranahatezitra hatezeran’ireoan’ireo “Moushrikoun”Moushrikoun (mpanompo sampy ) izany ka nandeha ny famoretana maro samihafa.
 
'''NBFanamarihana:'''
 
Voalohany, Jibrili Jibrily (Anjely gabrielGabriel) no nitondra ny Kour’any masina tamin’Itamin’i Mpaminany MohammadMohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’Ilay naharyNahary anie ho azy) ary nampianatra azy ny fomba FAMAKIANAfamakiana AZYazy, ny fomba FANDAHARANAfandaharana AZYazy, ny fomba FITEHIRIZANAfitehirizana AZYazy ao an-tsaina sy ny fomba FANAZAVANAfanazavana AZYazy.
 
Mpaminany MouhammadMohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’Ifitahian’Ilay Ilay naharyNahary anie ho azy) nampianatra ny Kour’any tamin’ireo Sahaba (mpiaradia taminy), izay miisa mihoatra ny 10 000 ny fomba FAMAKIANAfamakiana AZYazy, ny fomba FANDAHARANAfandaharana AZYazy, ny fomba FITEHIRIZANAfitehirizana AZYazy ao an-tsaina sy ny fomba FANAZAVANAfanazavana AZYazy.
 
Ohatra amin’ireo Sahaba nahay tsianjery (Par Coeur) ny Kour’any iray manontolo  dia: i `Abd Allah ibn Mas`ud, i Mu`adh ibn Jabal, i Hudhayfa ibn al-Yaman , i Ubay ibn Ka`b, i Zayd ibn Thabit,……miisa zato (100) mahery.
 
Manaraka izany, nasain’ny mpaminany (Fandriampahalemana sy fitahian’Ilay naharyNahary anie ho azy) nosoratana koa ny boky masina Kour’any. Ireo Sahaba (mpiaradia taminy) izay malaza tamin’ny fanoratana ny boky masina Kour’any dia : i Abou Bakr, i ‘Omar ibn al khattab, i ‘Outhman, i Ali ibn abi talib, i Ubay ibn Ka`b, i Mu`adh ibn Jabal, i Zayd ibn Thabit, i Abu Zayd, i Mou’awiya, i Sayid ibn al-Walid sy maro hafa….(Tsiany: ''Sahih Boukhari sy Fath al bari'' nosoratan’i Ibn Hajr Asqalani  9/18).
 1-`Abd Allah ibn Mas`ud, 2- Mu`adh ibn Jabal, 3-Hudhayfa ibn al-Yaman , 4-Ubay ibn Ka`b, Zayd ibn Thabit,……miisa zato (100) mahery.
 
Manaraka, nasain’ny mpaminany (Fandriampahalemana sy fitahian’Ilay nahary anie ho azy) nosoratana koa ny boky masina Kour’any. Ireo Sahaba (mpiaradia taminy) izay malaza tamin’ny fanoratana ny boky masina Kour’any dia:
 
1-Abou Bakr, 2-‘Omar ibn al khattab, 3- ‘outhman, 4-Ali ibn abi talib, 5-Ubay ibn Ka`b, 6-Mu`adh ibn Jabal, 7-Zayd ibn Thabit, 8- Abu Zayd, 9- Mou’awiya, 10-Sayid ibn al-walid sy maro hafa….(Référence: Sahih Boukhari sy Fath al bari nosoratan’I Ibn Hajr Asqalani  9/18).
 
Fahatongavan'ny fanambarana:
 
Hoy Ii Waraqah Ibn Nawfal tamin’ny mpaminany MuhammadMohamady (Salallah anlayhi wa salam). Ny fomba nandraisan’ireo vahoakavahoakan'i ny MakkaMaka ny fiantsoana izay nentiny tamindreotamin'izy ireo. Nanana faniriana Ii Waraqah ibn Nawfal ny mba ho velona amin’izany fotoana izany. Nefa, tsy mba velona izy tamin’izany fa efa maty. Rehefa avy eo dia, nanomboka ny iraka izay nampanirahina azy Ii Mpaminany MuhammadMohamady (Salallah anlayhi wa salam). Maro ireo nankahala azy sy nanendrikendrika azy. Tao ny nilaza hoe: izy mpaminany MuhammadMohamady (Salallah anlayhi wa salam) dia, mpamorika na mpamosavy, tao ny niteny fa izy dia, mpandainga, tao koa no nilaza fa izy dia, poety, tao no nilaza fa izy dia, nivorehin’olona, tao koa no nilaza fa izy dia, mpandangolango resaka ihany, tao koa ny nilaza fa izy dia, mihambo ho mpaminany ihany sns…. Nefa, teo aloha dia, tena niaky daholo izy ireo tamin’ny fahamarinany sy ny hatsaran’ny fitondrantenany. Tao ny nampanantena azy ny ho filoha, tao koa ny nampanantena azy ny vehivavy tsara tarehy, tao ny nampanantena azy vola tsy toko tsy forohina nefa, tsy mba nanaiky izy na dia, iray aza amin’ireo tolokevitr’ireo mpiarabelona taminy ireo. Dia, nanao tetikady izy ireo ny mba hamonoana azy sy ny handroahana azy miala eo amin’ny Tanana….
 
'''Ny fifindramonina tao Al-Habasha (Abysinie ao Ethiopie, Afrique)'''
Ligne 36 ⟶ 33 :
Rehefa nandeha ny fampijaliana natao tamin’ireo mpino islam vaovao dia, nomen’ny Mpaminany Salallah anlayhi wa salam, alalana ireo andian’ny mpino islam vitsivitsy, dimy amby ny folo (15) hialokaloka any Al-Habasha (Ethiopie) amin’ny fanjakanan’I Aṣḥama ibn Abjar (Mpanjaka Kristianina Armaha II), ireto avy izy ireo:
 
'''1-Rouqayya (r.a), zanaky ny Mpaminany sy 2-‘Outhman ibn Affan (r.a) vadiny, 3- Abou Houdhayfa ibn ‘outbah ibn Rabi'ah sy 4-Sahla bint Souhail (r.a) vadiny, 5- Zoubayr ibn al-'Awwam bin Khouwaylid (r.a), 6-'Abd ar-Rahman bin 'Awf (r.a), 7-Mous'ab ibn 'oumair (r.a), 8-'Abdoullah ibn Mas'oud , 09-(r.a), 10-Abou salama (r.a), 11-Oumm Salamah na Hind bint Abi Oumayya (r.a), 12-'Amir bin Rabi'a bin Malik (r.a), 13-Hatib bin 'Amr (r.a), 14-'Outhman bin Maz'oun (r.a), 15-Abou Sibrah bin Abi Rouhm.'''
 
Taona 632 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Maty I Mpaminany Mouhammad (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy) ary namela ny boky masina Kour’any antsoratra sy am-pon’ireo mpiaradia taminy miisa 124 000 mihoatra. Rehefa mivavaka ireo Sahaba (mpiaradia taminy) dia, nampianarin’ I Mpaminany Mouhammad (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy)  namaky ny ampahany ao amin’ny boky masina Kour’any.Tsy maintsy mamaky tapany amin’ny soratra hita ao amin’ny boky masina Kour’any ireo Sahaba sy ny mpino islam rehetra mandraka ankehitriny.