Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
k Voafafa ny fanovana ny 154.126.10.254 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Jagwar
Marika: Révocation
Andalana faha-5:
* Mandehana any amin'ny {{w|bistro}} rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny {{w|mpandrindra}} eto amin'ny wikipedia.
 
== {{h|Ahoana no manova takelaka}} ==
izaho dia jenny layonne no anarako izaho d pilala baolina kitra tao amin ny vas y boikely.nefa d nagaga ana fa d voantso barea zah nefa d ny problemako taminizany dia nisy mikalana fona zah d inona no solition mety ataoko amzany azafady?
 
Afaka ovain'ny mpampiasa aterineto avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony<ref>Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba</ref>. Afaka ampiasaina ny {{w|Kianjam-pasika}} rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny [[special:mypage/kianjam-pasika|pejinao]] raha tianao.
 
=== Ovay ny lahatsoratra misy ao anati2n'ilay pejy ===
[[Sary:Aide-modifier-section.png|140px|modifier = Ovay|right]]
 
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina. <br>
 
Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io no manome endrika ny lahatsoratrao.
 
Hitanao eo ambon'ny ''toerana anoratana'' fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.
 
[[SARY]]
Vaovao misy malalaso 30lahy nanifika tao andranotsara omaly haly