Bokin' i Nahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy endrika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Nahum-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany [[Nahoma]]'', sary natao tamin'ny taonjato faha-18.]]
Ny '''Bokin'i Nahoma''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana voasoratra tamin’ny taonjato faha-7 tao Jerosalema. Ao amin’ity boky ity ny mpaminany [[Nahoma]] dia manambara ny hitsarana sy ny hanamelohana an’i Ninive renivohitr’i Asiria (na Asora) noho ny fangejany ireo firenen-kafa. Maneho anefa i Nahoma fa Andriamanitra hamindra fo amin’izay miverina aminy. Fanehoan’Andriamanitra ny famindram-pony amin’ny olona ny fanasaziana ny fahavalony sy ny famotsorany ny vahoakany ho afaka amin’ny fifehezan’ny fahavalony. Vitan’Andriamanitra izany satria izy no mpanapaka ny tany rehetra.
 
== Ny fanoratana ny boky ==