Bokin' i Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary sy endrika T.T.
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanakely soratra
Andalana faha-1:
[[Sary:136.The Prophet Amos.jpg|vignette|''Ny mpaminany Amosa,'' nataon'i Gustave Doré, taona 1866]]
Ny '''Bokin’i Amosa''' dia bokim-paminaniana ao amin’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Ao amin’ny zana-tsokajy atao hoe "[[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika roa ambin’ny folo]]" izay ao amin’ny sokajy atao hoe "Mpaminany" io boky io. Mirakitra faminaniana ny amin’ny tsy fisian’ny fahamarinan’ny fiarahamonina tao amin’ny Fanjakan’i Israely sy ny ho setrin’izany, ny amin’ny fanamelohana ny fahotan’i Israely sy i Joda ary ireo firenana mpifanolo-bodirindrina aminy, ny amin’ny fitsaran’Andriamanitra sy ny hamerenana indray ny fiadanan’i Israely aorian’izany ny boky. Mankalaza ny maha tsy hay tohaina an’Andriamanitra koa io boky io. Tamin’ny fotoana nanjakan’i Jeroboama II (788-747)<ref><small>Finkelstein, ''Israel. The Forgotten Kingdom: The Archaeology and History of Ancient Israel''. Atlanta: SBL, 2013. Ancient Near East Monographs, Number 5. p. 4.</small></ref> izay nampamirapiratra ny Fanjakan’i Isiraely nefa nisian’ny fangejana ireo mahantra no nanambaràn’i [[Amosa]] ny hafatr’Andriamanitra. Nifanandrify amin’ny nanjakan’i Ozia tany amin’ny Fanjankan’i Joda izany.
 
== Ny fanoratana ny boky ==