Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Febroary 2018 à 13:08

I Joela dia iray mpaminan'i Israely izay resahina ao amin'ny Baiboly. Nonina tao amin'ny fokon'i Joda izy ka mety ho isan'io foko io. Jiosy velona taorian'ny Fahababoana tany Babilona izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Ezekiela. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny Bokin'i Joela.

Ny mpaminany Joela, sary tamin'ny taojato faha-18.