Bokin' i Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Joel (Michelangelo).jpg|vignette|232x232px|''Ny Mpaminany [[Joela]],'' nataon'i Michelangelo, taona 1508- 1512.]]
Ny '''Bokin’i Joela''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Iray amin’ireo atao hoe “mpaminany madinika roa ambin’ny folo” izy. Tetezamita mampitohy ny faminaniana israelita sy ny apokaliptika jiosy ny Bokin’i Joela. Ny boky dia mitantara ny fahorian'ireo Jiosy nody ao Joda avy any am-pahababoana, sy mirakitra ny faminanian'i Joela izay mitaona ny vahoaka hibebaka sady mampanantena azy ireo fahasambarana ho avy amin'ny Andron'i Yahweh.
 
Andalana faha-9:
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia ny mpaminany [[Joela]] no nanoratra ny boky. Misy anefa ireo mpikaroka izay milaza fa hafa ny nanao ny toko roa voalohany ary olona hafa ny nanoratra ny toko roa farany. Nefa ny fikarohana amin’izao fotoana izao dia manohana ny maha tokana ny mpanoratra ny boky manontolo.
 
== Fizaràn’ny boky ==