Boky fahefatr' i Esdrasa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy rafi-pehezanteny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nampiditra tabilao
Andalana faha-3:
== Anaran’ny boky ==
'''Boky fahefatr’i Esdrasa''' dia fitambaran’ny atao hoe ''Apokalipsan’i Esdrasa'' sy ireo atao hoe ''5Esdrasa'' sy ''6Esdrasa'' izay tsy miavaka toy izany ao amin’ny [[Volgata]] ('''''4Esdras'''''). Atao hoe '''''Esdrasa latina''''' koa izany boky izany. Atao hoe '''''3Ezdra''''' izy ao amin’ny [[Baiboly ortodoksa]] slavonika, '''''2Esdrsas''''' ao amin’ny lisitry ny boky [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] amin’ny teny anglisy. Ny hoe Boky fahefatry ny Esdrasa dia mety ho ny ''Apokalipsan’i Esdrasa'' izay atao hoe koa ''Apokalipsa jiosin’i Esdrasa'' fotsiny ihany tsy misy an’ireo fanampiny. Io tapany Apokalipsa io ihany no atao hoe ''Izra Sutuel'' no ao amin’ny Baiboly ortodoksa etiopiana.
{| class="wikitable"
| colspan="2" |<small>'''Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy'''</small>
|<small>'''Anarana omen’ny mpikaroka'''</small>
|<small>'''Volgata'''</small>
|<small>'''Slavonika'''</small>
|<small>'''Etiopiana'''</small>
|<small>'''Anglisy'''</small>
|-
|<small>[[Bokin'i Ezra|Bokin’i Esdrasa]]</small>
|<small>-</small>
|<small>[[Bokin'i Ezra|1Esdrasa]]</small>
|''<small>[[Bokin'i Ezra|1Esdras]]</small>''
|''<small>[[Bokin'i Ezra|1Ezdra]]</small>''
| rowspan="2" |''<small>[[Boky Ezra-Nehemia|1Izra]]</small>''
|''<small>[[Bokin'i Ezra|Ezra]]</small>''
|-
|<small>[[Bokin'i Nehemia|Bokin’i Nehemia]]</small>
|<small>-</small>
|<small>[[Bokin'i Nehemia|2Esdrasa]]</small>
|''<small>[[Bokin'i Nehemia|2Esdras]]</small>''
|''<small>[[Bokin'i Nehemia|Nehemia]]</small>''
|''<small>[[Bokin'i Nehemia|Nehemiah]]</small>''
|-
|<small>[[Boky fahatelon'i Esdrasa|Esdrasa grika]]</small>
|<small>[[Boky fahatelon'i Esdrasa|3Esdrasa]]</small>
|<small>[[Boky fahatelon'i Esdrasa|3Esdrasa]]</small>
|''<small>[[Boky fahatelon'i Esdras|3Esdras]]</small>''
|''<small>[[Boky fahatelon'i Esdrasa|2Ezdra]]</small>''
|''<small>[[Boky fahatelon'i Esdrasa|2Izra]]</small>''
|''<small>[[Boky fahatelon'i Esdrasa|1Esdras]]</small>''
|-
| rowspan="3" |<small>[[Boky fahefatr'i Esdrasa|4Esdrasa]]</small>
|<small>[[Boky fahadimin'i Esdrasa|5Esdrasa]]</small>
|<small>[[Boky fahadimin'i Esdrasa|5Esdrasa]]</small>
| rowspan="3" |''<small>[[Boky fahefatr'i Esdrasa|4Esdras]]</small>''
<small>(Esdrasa latina)</small>
| rowspan="3" |<small>[[Boky fahefatr'i Esdrasa|3Ezdra]]</small>
|<small>-</small>
| rowspan="3" |''<small>[[Boky fahefatr'i Esdrasa|2Esdras]]</small>''
|-
|<small>[[Apokalipsa jiosin'i Esdrasa|Apokalipsan’i Esdrasa]]</small>
|<small>[[Apokalipsa jiosin'i Esdrasa|4Esdrasa]]</small>
|<small>''[[Apokalipsa jiosin'i Esdrasa|Izra Sutuel]]''</small>
<small>''(ዕዝራ ሱቱኤል)''</small>
|-
|<small>[[Boky fahrenin'i Esdrasa|6Esdrasa]]</small>
|<small>[[Boky fahenin'i Esdrasa|6Esdrasa]]</small>
|<small>-</small>
|}
 
== Fanoratana ny boky ==