Boky fahefatr' i Esdrasa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Lohatenim-pizaràna
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-8:
 
== Firafitry ny boky ==
Mizara telo tsy mitovy ny boky izay misy toko 16, ka ny tapany voalohany (4Esdr. 1 – 2) atao hoe '''''5Esdrasa''''' sy ny tapany faharoa lehibe indrindra (4Esdr. 3 – 14) izay atao hoe '''Apokalipsan’i Esdrasa''' na '''4Esdrasa''', izay fitambarana fahitana fito, ary ny tapany fahatelo (4Esdr. 15 – 16) izay atao hoe '''''6Esdrasa'''''. Ireo toko efatra fanampiny ireo dia sorara jodeo-kristiana natovana taty aoriana ka izany no nanasarahana azy mazava amin’ny ''4Esdrasa'' ao amin’ireo Baiboly ahitana azy.
 
=== Ny Boky fahadimin’i Esdrasa ===
Ireo toko roa voalohany ireo, izay natovona ny Apokalipsan’i Esdrasa ao amin’ny [[Volgata]], dia maneho fa niala an’i Israely mpanota Andriamanitra ka nitahy firenen-kafa, sady manambara ny fomba hahazoana ny famonjena sy ny fahazavana mandrakizay amin’ny alalan’ny fandosirana ny alok’izao fotoan’andro izao sy amin’ny alalan’ny fanomezana rariny ny vehivavy mpitondra tena sy ny kamboty ary ny malahelo (ampitahao : [[Bokin'i Isaia|Isaia]] 1.16-20). Ireo toko roa voalohany ireo dia atao hoe Boky fahadimin’i Esdrasa (5Esdrasa). Nahita ny [[Zanak’Andriamanitra]] tao anatyamin'ny fahitana i Ezra. Mety nosoratana tamin’ny taonjato faha-3 ity tapany ity
 
=== Ny Apokalipsa jiosin’i Esdrasa ===
Andalana faha-28:
 
==== Ny fahitana fahadimy ====
Ny fahitana fahadimy dia mitovy amin’ny ao amin’ny toko faha-7n’ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]], dia ilay voromahery telo loha izay tsy iza fa ny fahefan’i Roma (angamba i Vespasiana sy i Titosy ary i Domitiana), na ny firenena rehetra mampahory ny tany sy ny olo-marina, mivoaka avy ao an-dranomasina. Ho levona izy fa ny tany kosa hafahana amin’ny fahoriany. (ampitahao: bibidia fahefatra ao amin’ny Daniela 12.11).
 
==== Ny fahitana fahenina ====
Ny Mesia miseho amin’ny endrik’olona (ampitahao: « "[[zanak’olona »]]" ao amin’ny Daniela 7.13), izay miakatra avy any an-dranomasina sy mitaingin-drahona, sady manapotika ireo fahavalony amin’ny alalan’ny lalafo sy vainafo mitambolimbolina mivoaka avy ao am-bavany handevona ireo fahavalony, na eto an-tany na amin’izao rehetra izao, sady manafaka ireo voafidiny (ampitahao amin’ny Apok. 19.11-12).
 
==== Ny fahitana fahafito ====
Andalana faha-37:
 
=== Ny Boky fahenin’i Esdrasa ===
Ny toko roa farany izay natovana ny Apokalipsin’i Esdrasa dia miresaka ny amin’ny [[Andro farany]]: hoatra ny mihamora ny fiainana ka hampisy fiadanana, nefa ny aretina sy ny ady sy ny mosary ary ny korontana no hitranga.
 
== Boky kanonika ho an’ny Kristiana sasany ==