Boky fahefatr' i Esdrasa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Lohatenim-pizaràna
Andalana faha-24:
Ny fahitana fahatelo dia manohy ny resaka fahotana sy famonjena. Tsy ho azo Ny fahasambarana raha tsy amin’ny fahavitan’ny asa sy fahoriana maro. Ireo ho voavonjy dia vitsy tahaka ny [[volamena]] sy ny [[vatosoa]] sarobidy. Raha tsy hamaivanin’Andriamanitra ny enta-mavesatsika dia tsy hisy olona afaka hiaina. Ny [[Fanahy|fanahi]]<nowiki/>n’ny olo-marina dia ho any amin’Andriamanitra mandrakizay fa ny an’ny mpanota kosa dia hirenireny sy hijaly. Tsy misy ny [[fanelanelanana]] azo atao amin’ny olona efa maty fa samy hijinja ny fahamarinana na ny tsy fahamarinana nataony ny tsirairay.
 
==== Ny fahitana fahefatra ====
I Ezra dia nahita vehivavy momba izay misaona fa maty anaka tamin’ny andro nahaterahany azy izay tsy hita fa nosoloan’ny vaviantitra iray. Io vehivavy io, hoy i Oriela, dia i [[Ziona]] ary ny zanany dia ny fandravana an’i Jerosalema nefa hiseho ihany ny voninahitr’ilay tanana masina vaovao.