Boky fahatelon' i Esdrasa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Lohatenim-pizarana sy rohy
Andalana faha-1:
== Anaran'ny boky ==
Ny '''Boky fahatelon’i Esdrasa''' na '''Esdrasa grika''' dia atao hoe ''2 Izra'' ao amin’ny Baiboly ortodoksa etiopiana -- ''2Ezdra'' ao aminn’y Baiboly ortodoksa slavonika ary ''1 Esdras'' kosa ao amin’ny fandaharana ny apokrifa amin’ny teny anglisy. Hita ao amin’ny [[Septoaginta]] (na Septanta) sy ao amin’ny [[Volgata]] io boky io.
 
== Fotoana nanoratana ==
Nosoratana tamin’ny taonjato voalohany tal. J.K. mety ho tao Aleksandria io boky io, nampiasain’ny jiosy[[Jiosy]] amin’ny fampielezan-keviny. Fitambatambaran-dahatsoratra mitantara indrindra ny fiverenana avy any am-[[Fahababoana|pahababoana]] no mamorona io boky io. Miavaka amin’izany ireo andalana momba ny tantaran’i Zorobabela (3Esdr. 3.1 – 5.6). Misy ny mihevitra fa sombin’ny boky lehibe atao hoe [[Boky Tantara-Ezra-Nehemia|Tantara-Ezra-Nehemia]] amin’ny dikan-teny grika ireo andalana ireo. Ity ny fafana mampiseho ireo boky amin'ny anaran'i Ezra mety hafangaro:
 
== Fafana fampitahana ==
Misy maro ny soratra amin’ny anaran’i Ezra ka mety hitambatra ho boky iray ny sasany arakaraka ny fiangonana na ny Baiboly na ny fiteny itanisana azy. Mety hiova araka izany koa ny laharan'izy ireo.
{| class="wikitable"
| colspan="2" |<small>'''Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy'''</small>
Ligne 53 ⟶ 58 :
|<small>-</small>
|}
 
== Jereo koa: ==
* [[Ezra]]
 
* [[Nehemia]]
 
* [[Volgata]]
* [[Baiboly ortodoksa]]