Ezra : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy sy fanampiny kely
k (Nanisy rohy)
k (Rohy sy fanampiny kely)
 
=== Fanoratana boky ===
Araka ny lovantsofina dia i Ezra (na Esdrasa) no nanoratra ny boky kanonika mitondra ny anarany, dia ny [[Bokin'i Ezra|Bokin’i Ezra]] na Bokin’i Esdrasa. Misy boky apokrifa na pseodepigrafika maro koa izay mitondra ny anarany dia ny [[Boky voalohan'i Esdrasa|1 Esdrasa]] sy ny [[Boky faharoan'i Esdrasa|2 Esdrasa]] ao amin'ny fandaharana ny apokrifa amin'ny teny anglisy (na [[Boky fahatelon'i Esdrasa|3 Esdrasa]] sy [[Boky faharoan'i Esdrasa|4 Esdrasa]] ao amin'ny Volgata). ItyIo faranyatao hoe "faharoa" na "fahefatra" io dia ataofantara amin'ny anarana hoe koa [[Apokalipsan'i Esdrasa]] sady kanonika ao amin’ny Fiangonana kopta ortodoksa (ao Ejipta) sy ao amin'ny Fiangonana etiopiana ortodoksa.
 
== Jereo koa: ==
15 358

modifications