Rano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 186 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q283 (translate me)
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Natao gasy kokoa
Andalana faha-4:
 
* amin'ny endrika mivaingana :
** any amin'ny [[tendron-tany]] atsimo sy avaratra
** any amin'ny [[faritra]] temperé rehefa ririnina izay miraraka amin'ny endrika orampanala
** eny ambony tendrombohitra avo toy ny hymalaya[[Hymalaya]] sy kilimandjaro[[Kilimanjaro|Kilimandjaro]]
** ao anaty [[vata fampangatsiahana]], any amin'ny fivarotan-trondro
** amin'ny glasy sy klarinety ary yaourt amin'ny sase
 
* amin'ny endrika mitsiranoka :
** any anaty [[ranomasina]]
** any anaty [[ranomamy]] toy ny ony, farihy, tatatra, loharano, tanimbary sns
** any anatin'ny zava-manan'aina toy ny biby sy zavamaniry ary mikiraoba
** eny amin'ny lanitra[[habakabaka]] izay milatsaka ho orana
** any anaty tavoahangy
 
Andalana faha-28:
* mari-pana fiempoana : 0 °C
* mari-pana fientonana : 100 °C
* mari-pana maha ambony indrindra ny densitéhakitroka : 4 °C
* lanja isam-bentin-kadiry : 1000 kg/m3
* hafana spesifika : 4,18 J/gK
Andalana faha-37:
[[Sary:water molecule.svg|thumb|H<sub>2</sub>O<sub>1</sub> no raikipohy simikan'ny rano]]
 
H<sub>2</sub>O<sub>1</sub> no raikipohy simikan'ny rano. Izany hoe misy atome Oxygen[[Ôksizenina|Oksizena]] anankiray mitambatra amin'ny atome Hydrogen[[Hidrozenina|Hidrozena]] anankiroa. 18g ny lanjany isa-môly.
 
Noho ny oxygenoksizena izay electronegativeelektronegativa dia sintoniny manatona azy ny coupletambatra electronelektrona anankiroa izay eo @amin'ny firaisany amin'ireo HydrogeneHidrozena avy. Vokatr'izay dia lasa misy ampahana charge mitranga eo amin'ireo atomeatoma tsirairay, miabo eo amin'ny H ary miiba eo amin'ny O. Noho ireo charges ireo dia lazaina fa '''polaire''' ny molecule anmolekioln'ny rano. Mibaiko ny toetrany amin'ny ankapobeny io maha polaire azy io. Ohatra hoe :
 
* lasa misy firaisana malefaka amin'ny pôlestendro miiba sy miabo amin'ny molecule anamolekiolana rano mifanakaiky : firaisana HydrogeneHidrozena no iantsoana azy; hany ka lasa manao tambajotram-piraisana malefaka ny moleculesmolekiola maro rehefa tafaraka. Dia izany no mahatonga ny rano ho lasa mitsiranoka amin'ny mari-pana sy tsindry mahazatra raha toa ka mientona daholo ny akora mitovitovy lanja isa-molymôly aminy.
 
* afaka mifandray amin'ny moleculemolekiola polaire hafa ny rano amin'ny alalan'io firaisana malefaka io ihany. Toy izany no ahafahany mandevona an'ireo karazana asidra, alcalialkalia ary sira isan-karazany; mbola toy izany koa no ahafahany mandevona siramamy; ary mbola toy izany koa no ahafahany mandena karazan'akora isan-karazany toy ny lamba, ny taratasy, ny hazo, sns. Antsoina koa hoe '''hydrofilikahidrofilika''' ireo akora polaires ireo.
 
* noho ireo firaisana malefaka amin'izy samy izy amin'ireo moleculesmolekiola polaires dia tsy afaka tafangaro aminy ireo moleculesmolekiola izay tsy mba misy [[faritra]] polaire. Voailika ireo noho izany ka tsy mahita toerana ho azy eo anivon'ny rehetra. Noho izany dia tafaraka tsy fidiny ny samy tsy polaire, dia manao firaisana malefaka kokoa, karazana firaisan'i Van Der Waals. Izany no mahatonga ny rano sy ny menaka tsy ho afaka mifangaro, izany koa no mahatonga ny rano tsy hahalena plastika, na lamosina ganagana. Antsoina koa hoe '''hydrofobikahidrofobika''' ireo akora tsy polaires ireo.
 
== Fiaraha-monina ==
 
Manan-danja be amin'ny aina ny rano hany ka manan-danja amin'ny fiaraha-monina koa. Entin'ny malagasyMalagasy hilazana ny fihavanana izay indraindrainy ny fampiarahana ny rano sy ny vary. Mbola itarafana ny fihavanana malagasy koa ny fomba fizaran-drano eny an-tanimbary, ka na miady aza ny tompon'ny tanimbary mifanao ambony sy ambany dia mahay mifanaraka foana amin'ny fizaran-drano.
 
Any amin'ny tany efitra dia mamaritra ny politika ankapobeny mihitsy ny rano. Iadiana ny toerana avo ka andalovan'ny rano mialoha ny toerana hafa. Izay manana fahefana amin'ny rano no manana fahefana amin'ny rehetra.