Tamba-nosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Natao gasy kokoa
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-3:
== Karazana tamba-nosy ==
 
Ny tamba-nosy dia hita eny anivon-dranomasina ; amin'ny ankapobeny, mety nosy kely misy manodidonamanodidina nosy ngezangeza kokoa ny tamba-nosy. Ohatra, misy nosy 700 izao manodidina an'i Scotland. Avy amin'ny volokano (na afotroa) ny ankabeazan'ny tamba-nosy, na hotspot no manao azy, na zone de subduction. Ny tamba-nosy ngeza indrindra fantatsika izao dia i Indonezia, i Japana, i Filipina, i New Zealand ary ny Fanjakana Mitambatra (United Kingdom).
 
[[Category:Jeografia]]