Ezra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:109.Ezra Reads the Law to the People.jpg|vignette|''Mamaky ny Lalàna eo anatrehan'ny vahoaka i Ezra,'' nataon'i Gustave Doré, taona 1866.]]
I '''Ezra''' na '''Esdrasa''' dia olona resahina ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Baiboly]] kristiana, indrindra ao amin’ny [[Bokin'i Ezra]] (na Bokin'i Esdrasa) sy ny [[Bokin'i Nehemia]], sy boky hafa koa. Jiosy babo tany Babilona izay niverina an-taniny tao Jerosalema tamin’ny tokony hotamin'ny taona 428 tal. J.K i Ezra. Sady mpisorona izy no mpanoradalàna, izay velona teo anelanelan’ny taonjato faha-5 sy faha-4 tal. J.K. Atao koa Ezra Mpanoradalàna na Esdrasa Mpanoradalàna koa izy (hebreo : ''עזרא הסופר‬ /Ezra ha-Sofer'').