Bokin' ny Fanjakana (Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Andalana faha-1:
'''Bokin'ny Fanjakàna''' no anarana iantsoana ireo boky efatra ao amin'ny [[Baiboly]] dia ny Boky voalohan'ny Samoela hatramin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka ao amin'ny dikan-teny grikan'ny [[Testamenta Taloha]] atao hoe Septanta na Septoaginta. Ao amin'ny Septanta ny [[Boky voalohan'i Samoela]] dia atao hoe Boky voalohan'ny Fanjakana (grika: ''Α' Βασιλειών''), ny [[Boky faharoan'i Samoela]] dia Boky faharoan'ny Fanjakana (grika: ''Β' Βασιλειών''), ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] dia ny Boky fahatelon'ny Fanjakana (grika: ''Γ' Βασιλειών'') ary ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] dia Boky fahefatry ny Fanjakana (grika: ''Δ' Βασιλειών'').
 
== Jereo koa: ==