Bokin' i Zefania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy endrika
Andalana faha-6:
== Ny fanoratana ny boky ==
I Zefania dia naminany tamin’ny andron’i Josia (640-609 tal. J.K.), mpanjakan’i Joda. Nanohitra ny famban’ny firenena vahiny sy ny fivavahana amin’ny andriamani-tsy izy ny mpaminany. Nanakiana ireo mpitondra fanjakana koa izy. Ny toriteny nataony dia niseho tamin’ny taona 640-630 tal. J.K. taloha kelin’ny fotoana niasan’i Jeremia. Teo ambany fanaraha-mason’i Asiria i Joda tamin’ny fotoan’ny mpanjaka tsy nivavaka dia i Manase sy i Amona. Nihanalemy anefa i Asiria ka nisy ny tsirim-panantenana taty aoriana. Tamin'izany no nivoahan'ny faminanian'i Zefania.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Fizaràn’ny boky ==