Apôkrifan' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Boky apokrifa ho Apokrifan'ny Baiboly i Thelezifor : Tokony ho pejy hafa ny hoe Apokrifa fotsiny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nampiditra ny anaran'ireo boky apokrifa fantatra
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''apokrifa'' dia fanagasiana ny teny grika hoe ''ἀπόκρυφος'' / ''apókruphos'' izay midika hoe "miafina".
 
== BokyApokrifa apokrifaao amin'ny Protestantafiangonana tsirairay ==
Samy manana izay boky ataon'ny hoe apokrifa ny fiangonana tsirairay. Nefa ny hoe "pseodepigrafa" ao amin'ny Protestanta no mitovy amin'ny hoe "apokrifa" ao amin'y Katolika na ny Ortodoksa.
 
=== Boky apokrifa amin'ny Protestanta ===
Ataon'ny Protestanta hoe apokrifa ireo boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] hita ao amin'ny Baiboly katolika sy orthodoksa sady atao hoe '''deoterokanonika''' nefa tsy voaray ho kanona na ao amin'ny Baiboly protestanta sy ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo.]] Ireto avy izy ireo:
* ''Bokin'i Jodita''
Ligne 17 ⟶ 20 :
Ny boky nifotorana misy an'ireo "fanampiny" ireo dia tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly hebreo fa tamin'ny teny grika.
 
=== Boky apokrifa amin'ny Katolika ===
Amin'ny Katolika kosa ny boky atao hoe apokrifa dia ireo boky sady tsy protokanonika no tsy deoteokanonika. Ireo no ataon'ny Protestanta hoe pseodepigrafa. Ny teny hoe ''apokrifa'' sy ''pseodepigrafa'' dia tsy voatery hitovy hevitra. Tsy misy lisitra raikitra momba ireo boky ireo fa ireto misy ohatra vitsy amin'izany:
* ''Boky fahatelon'ny Makabeo''
* ''Boky fahefatry ny Makabeo''
* ''Salamon'i Solomona''
 
== Apokrifan'ny Testamenta Taloha sy Apokrifa kristiana ==
 
=== Apokrifan'ny Testamenta Taloha ===
* Amboara
* Andro fahiny ao amin’ny Baiboly « Pseodo-Josefo »
* Antsam-piderana
* Apokalipsa grikan’i Baroka
* Apokalipsan’i Abrahama
* Apokalipsan’i Daniela
* Apokalipsan’i Elia
* Apokalipsan’i Ezekiela
* Apokalipsan’i Ezra (na Esdrasa)
* Apokalipsan’i Mosesy
* Apokalipsan’i Zefania (na Sofonia)
* Apokrifa siriakan’i Baeroka
* Apokrifan’ny Genesisy
* Apokrifan’ny Noa
* Baroka faharoa
* Baroka fahatelo
* Boky fahefatr’i Ezra (na Esdrara)
* Faminaniana sibilina
* Fandriky ny vehivavy
* Fanontanian’i Ezra (na Esdrasa)
* Fiakaran’i Mosesy
* Fitahiana
* Fitsipiky ny ady
* Fitsipiky ny Fikambanana
* Fitsipika fanampin’ny Fikambanana
* Fivoasana an’i Habakoka
* Fivoasana ny Salamo
* Henoka voalohany (na Henoka etiopiana)
* Henoka faharoa (na Bokin’ny tsiambaratelon’i Henoka)
* Henoka fahatelo (na Henoka hebreo)
* Horonam-bokin’ny Tempoly
* I Josefa sy i Aseneta
* Jobily
* Litorjian’anjely
* Makabeo fahatelo
* Martioran’i Isaia
* Paralipomenan’i Jeremia
* Salamon’i Solomona
* Tahirin-tsoratr’i Damasy (na Damaskosy)
* Tantara hebreon’i Melkisedeka
* Tantaran'i Solimana
* Testamentan’i  Joba
* Testamentan’i Abrahama
* Testamentan’i Isaka
* Testamentan’i Jakoba
* Testamentan’i Jeremia
* Testamentan’i Mosesy
* Testamentan’i Solomona
* Testamentan’ireo raibe roa ambin’ny foko (Asera, Benjamina, Dana, Gada, Isakara, Josefa, Joda, Levy, Neftaly, Robena, Simeona, Zabolona)
* Testimonia
 
=== Apokrifa kristiana ===
* Adin’i Adama sy i Eva
* Antsan’i Solomona
* Apocalipsan’i  Paoly
* Apokalipsa voalohan’i Jakoba
* Apokalipsa faharoan’i Jakoba
* Apokalipsa voalohan’i Joany
* Apokalipsa faharoan’i Joany
* Apokalipsa fahatelon’i Joany
* Apokalipsan’i Sedraka
* Apokalipsan’ny Eseniana
* Asan’i Andrea
* Asan’i Andrea sy i Matio
* Asan’i Andrea sy i Paoly
* Asan’i Andrea sy i Petera
* Asan’i Barnabe
* Asan’i Filipo
* Asan’i Jakoba
* Asan’i Jaona avy any Roma
* Asan’i Marka
* Asan’i Paoly
* Asan’i Petera
* Asan’i Petera sy i Paolin’i Pseodo-Markelosy
* Asan’i Petera sy ny apostoly roa ambin’ny folo
* Asan’i Pilato (na Evanjelin’i Nikodemosy)
* Asan’i Stefana (na Etiena)
* Asan’i Tadeo
* Asan’i Timoty
* Asan’i Tito
* Asan’i Tomasy
* Boki’ny Fanambaràn’i Elkasay
* Bokin’i Tomasy
* Bokin’ny fahaterahan’i Maria
* Bokin’ny Fitsanganan-ko velon’i Jesoa Kristy araka ny apostoly Bartelemy
* Epistily ho an’i Lentolosy
* Epistilin’i Petera ho an’i Filipo
* Epistilin’ny apostoly
* Epistily ho an’ny Laodikeana
* Esdrasa fahadimy (na Ezra fahadimy)
* Esdrasa fahenina (na Ezra fahenina)
* Evanjelin’i Barnabe
* Evanjelin’i Bartelemy (na Fanontanian’i Bartelemy)
* Evanjelin’i Gamaliela
* Evanjelin’i Jodasy
* Evanjelin’i Maria
* Evanjelin’i Petera
* Evanjelin’i Pseodo-Matio
* Evanjely apokrifan’i Joany
* Evanjely arabon’i Joany
* Evanjely arabon’ny Fahazazana
* Evanjely araka an’i Filipo
* Evanjely araka an’i Tomasy
* Evanjely armenianan’ny Fahazazana
* Evanjely miafin’i Marka
* Fampianaran’ny apostoly Aday
* Fanangonana J n’ny fahazazana
* Fanekena an’i Pseodo-Klementa
* Fiainan’i Jesoa amin’ny fiteny arabo
* Fiakaran’i Isaia
* Fiakaran’i Maria
* Fiderana an’i Joany mpanao Batisa
* Fifandraisan’i Paoly amin’ny Korintiana
* Fifandraisan’i Paoly sy i Seneka
* Protevanjelin’i Jakoba
* Pseodo-Abdiasa (Virtutes Apostolorum)
* Sombin’evanjely
* Tantaran’i Josefa mpandrafitra
* Tantaran’i Simona sy i Teonoe
* Tantaran’ny fahazazan’i Jesoa (na Evanjelin’ny fahazazana araka an’i Tomasy)
* Tantaran’ny Virjiny
* Taratasin’i Jesoa-Kristy ny amin’ny alahady
* Testamentan’ny Tompo
* Torimason’i Maria nosoratan’i Pqseodo-Joany
* Toriteny Pseodo-Klementina
 
== Jereo koa ==