Bokin' i Hôsea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy teny sy fehezantny ; namafa fehezanteny mamerina hevitra efa voalaza; nanitsy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-5:
 
=== Ny mpanoratra ===
Atao hoe nosoratan’i Hosea ny boky. Nefa tsapa fa ny toko faha-4 hatramin’ny faha-13 dia hoatry ny nosoratr’olo-maro. Ny fomba fonoratra ao dia tsy mitovy amin’izay hita ao amin’ny toko telo voalohany sy ny toko faha-14. Agamba avy any Avaratra i HoseHosea. Nanomboka tokony ho tany amin’ny faraparan’ny fanjakan’i Jeroboama II (782 – 753 tal. J.K.) ny asa fitoriana nataony. Nahatonga an'i Hosea hahalala bebe kokoa ny fitiavan’Andriamanitra ny olony'','' na dia be [[fahotana]] aza'','' ny fitiavany ny vadiny izay be fahadisoana.
 
=== Ny fotoana nanoratana ===