Bokin' i Hagay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandrindra sy nanisy sary sy endrika ary rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Haggai (Menologion of Basil II).jpg|vignette|''Ny Mpaminany Hagay,'' taona 985]]
Ny '''Bokin’i Hagay''' na '''Bokin’i Akjea''' dia bokim-paminaniana ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Isan’reo atao hoe “mpaminany madinika” i Hagay.
Ny boky dia fitambarana faminaniana efatra izay ampitain’i Hagay amin’i Zorobabela – governoran’ny faritanin’i Joda – sy amin’i Josoa – mpisorom-be – mandritra ny fanamboarana ny Tempoly faharoa tao Jerosalema tamin’ny taonjato faha-6 tal. J.K. Ny mpaminany Hagay dia isan’ireo izay nanetsiketsika ny fahatongavan-tsaina moralin’ireo Jiosy nantsoina taorian’ny Fahababoana mba hanamboatra indray ny Tempoly ao Jerosalema tamin’ny taona 516 tal. J.K. Ao amin’ireo faminaniana ireo – i Hagay dia mamboraka ny faniriany ny hahita ny hahavitan’ny Tempoly haingana.
 
Ny mpaminany Hagay
Ny boky dia fitambarana faminaniana efatra izay ampitain’i Hagay amin’i Zorobabela, governoran’ny faritanin’i Joda, sy amin’i Josoa mpisorom-be mandritra ny fanamboarana ny Tempoly faharoa tao Jerosalema tamin’ny taonjato faha-6 tal. J.K. Ny mpaminany Hagay dia isan’ireo izay nanetsiketsika ny fahatongavan-tsaina moralin’ireotsain’ireo Jiosy nantsoina taorian’ny [[Fahababoana]] mba hanamboatra indray ny Tempoly ao Jerosalema tamin’ny taona 516 tal. J.K. Ao amin’ireo faminaniana ireo, i Hagay dia mamboraka ny faniriany ny hahitaamin'ny hahitany ny hahavitan’ny Tempoly haingana.
Io boky misy faminaniana efatra izay niseho tao anatin’ny efa-bolana nandritra ny taona faharoa nanjakan’i Dariosa I – mpanjakan’i Persia (521 tal. J.K.).
{{Testamenta Taloha}}
Ny fanoratana ny boky
 
Ny fanambarana ireo lahatsoratra ireo sy ny fandraiketana azy ireo farany dia nataon’olon-kafa fa tsy nataon’i Hagay – satria ny boly dia tsy manao an’i Hagay dia tsy tondroin’ny boky amin’ny fampiasana mpisolo tena voalohany (“izaho” – “aho” – “ahy”– “-koa”). Ny fotoana nanambarana ny boky dia tsy lavitra loatra ny fotoana nisehoan’ny zavatra resahiny.
== Ny fanoratana ny boky ==
Fizaràn’ny boky
Ny fanambarana ireo lahatsoratra ireo sy ny fandraiketana azy ireo farany dia nataon’olon-kafa fa tsy nataon’i Hagay, satria ny boly dia tsy manao an’i Hagaympaminany dia tsy tondroin’ny boky amin’ny fampiasana mpisolo tena voalohany (“izaho”''izaho'', ''aho,'' “aho” – “ahy”– “-koa”''ahy''). NyTsy fotoanalavitra nanambaranaloatra ny bokyfotoana dianisehoan’ny tsyzavatra lavitra loatraresahiny ny fotoana nisehoan’nynanambarana zavatrany resahinyboky.
 
== Fizaràn’ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin’i Hagay:
Ny faminanian’i Hagay dia niseho tamin’ny taona 520 tal. J.K. – taona nampisy haintany sy tsy hafaliam-po teo amin’ireo mpisesitany avy any Babilona izay vao nody tao Jerosalema. Nanazava ny anton’izany loza izany ilay mpaminany: ny vahoaka dia tsy niraharaha ny fanorenana ny Tempoly fa samy nanamboatra ny tranony avy. Namporisika an’i Zorobabela – governoran’i Joda - sy i Josoa – ilay mpisoron-dehibe – mba hitaona indray ny vahoaka hanohy ny asa i Hagay (Toko 1.1 – 1.X).
Nitohy ny asa tamin’ny volana manaraka – nefa nila fankaherezana indray ny vahoaka. Nampivondrona azy ireo indray i Hagay tamin’ny nanambarany fa hitoetra eo amin’izy ireo ny fanahin’Andriamanitra sady hanao izay hirotsahan’ny volamena sy ny volafotsin’ny firenena rehetra no hofenoin’Andriamanitra amin’ny voninahiny ny Tempoly (2.1-9)
 
Ny faminanian’i Hagay dia niseho tamin’ny taona 520 tal. J.K., taona nampisy haintany sy tsy hafaliam-po teo amin’ireo mpisesitany avy any Babilona izay vao nody tao Jerosalema. Nanazava ny anton’izany loza izany ilay mpaminany: ny vahoaka dia tsy niraharaha ny fanorenana ny Tempoly fa samy nanamboatra ny tranony avy. Namporisika an’i Zorobabela – governoran’i Joda - sy i Josoa – ilay mpisoron-dehibe – mba hitaona indray ny vahoaka hanohy ny asa i Hagay (Toko 1.1 – 1.X-15).
Nifarana amin’ny faminaniana roa niseho taty aoriana tamin’io taona io ihany ny Bokin’i Hagay. Ny voalohany (2.10-19) dia manontany ireo mpisorona ny amin’ny fahadiovana sy ny tsy fahadiovan’ny fivavahana atao ao amin’ny Tempoly – nohelohiny angamba ireo Samaritana izay manana fahazarana tsy madio sady nampanantena fahavokarana noho ny nahavitana ny Tempoly faharoa. Ny faminaniana faharoa (2.20-23) dia manambara ny andron’ny Fitsarana izay handravana ny firenena jentilisa rehetr
 
Nitohy ny asa tamin’ny volana manaraka, nefa nila fankaherezana indray ny vahoaka. Nampivondrona azy ireo indray i Hagay tamin’ny nanambarany fa hitoetra eo amin’izy ireo ny fanahin’Andriamanitra sady hanao izay hirotsahan’ny volamena sy ny volafotsin’ny firenena rehetra no hofenoin’Andriamanitra amin’ny voninahiny ny Tempoly (2.1-9)
 
Nifarana amin’ny faminaniana roa niseho taty aoriana tamin’io taona io ihany ny Bokin’i Hagay. Ny voalohany (2.10-19) dia manontany ireo mpisorona ny amin’ny fahadiovana sy ny tsy fahadiovan’ny fivavahana atao ao amin’ny Tempoly, nohelohiny angamba ireo Samaritana izay manana fahazarana tsy madio sady nampanantena fahavokarana noho ny nahavitana ny Tempoly faharoa. Ny faminaniana faharoa (2.20-23) dia manambara ny andron’ny Fitsarana izay handravana ny firenena jentilisa rehetrrehetra.
 
== Jereo koa: ==
* [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany Madinika roa ambin'ny folo]]