Bokin' i Ôbadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy endrika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanafohy lohatenim-pizaràna
Andalana faha-7:
{{Testamenta Taloha}}
 
== Fizaran’nyFizaràn’ny boky ==
Ny Bokin’i Obadia dia azo zaraina roa.
 
=== FaminanianaHosazina ny amin’ny hanasaziana an’ii Edoma (1.1 – 1.15) ===
Taorian’ny faharavan’i Jerosalema tamin’ny taona 587 tal. J.K., nandroba ilay fanjakana resy i Edoma. Lehibe dia lehibe ny alahelon’ny mpaminany Obadia tamin’izay. Hosazina i Edoma noho ny fitaka nataony tamin’ny Fanjakan’i Joda satria nandray anjara tamin’ny fandravana ny tanàna sy tamin’ny fisamborana ireo Israelita nila fialofana ny Edomita. Hampiharina amin’izy ireo, noho izany, ny maso solon’ny maso.
 
=== Faminaniana ny amin’nyNy andron’i Yahweh (1.16 – 1.21) ===
Manana endrika apokaliptika na eskatolojika io fizarana faharoa io satria miresaka ny amin’ny zavatra hiseho amin’ny andron’i Yahweh. Harodana i Edoma ka izany dia famantarana am-panoharana ny fitsarana sy ny sazy hampijalian’Andriamanitra ireo fahavalon’i Israely rehetra. Hanjaka ao Jerosalema renivohitr’izao tontolo izao Andriamanitra sy ny mpanjakan’i Israely.