Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anaran'ny boky
Andalana faha-2:
Ny '''''Filazantsara araka an'i Jaona''''', na '''''Filazantsaran'i Jaona''''', na '''''Jaona''''', dia [[Filazantsara]] fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]]. Tsy isan'ireo [[Filazantsara synoptika]] izy ka miavaka tanteraka amin'ireo telo voalohanhy, dia ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] ary ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]]. Ao amin'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Romana eto Madagasikara]] dia '''''Evanjely araka an'i Joany''''' na '''''Evanjelin'i Joany''''' no fiantsoana azy.
 
== Fiforonan-tenyNy anaran'ny boky ==
Ny hoe ''Filazantsara araka an'i Jaona'', na ''Evanjely araka an'i Joany'', dia fanagasiana ny teny grika hoe ''Kατὰ  Ἰωάννην εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Iōánnēn euangélion''. Amin'ny teny latina dia ''Evangelium secundum Ioannem'' no iantsoana azy.