Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Natao soratra tsotra fa tsy sora-matevina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anaran'ny boky
Andalana faha-2:
Ny '''''Filazantsara araka an'i Marka''''', na '''''Filazantsaran'i Marka''''', na '''''Vaovao''''' '''''Mahafaly araka an'i Marka''''', dia faharoa amin'ny [[Filazantsara]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Isan'ireo [[Filazantsara synoptika]] izy. Ny [[Katolika]] dia manao azy hoe koa '''''Evanjely araka an'i Marka''''' na '''''Evanjelin'i Marka.'''''
 
== Fiforonan-tenyNy anaran'ny boky ==
Ny hoe ''Filazantsara araka an'i Marka'', na ''Evanjely araka an'i Marka'', dia fanagasiana ny teny grika hoe ''Kατὰ Μάρκον εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Markon euangélion''. Amin'ny teny latina dia ''Evangelium secundum Marcum'' no iantsoana azy.