Nevi'im: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-5:
 
== Fizaràn’ny Nevi’im ==
Mizara roa indray ny Nevi’im dia ny ''Nevi'im rishonim'' ("mpaminany taloha") sy ny ''Nevi'im aharonim'' ("mpaminany farany" na "mpaminany taoriana"). Ny “mpaminany taloha” dia ilazàna ireo boky nosoratana talohan’ny Fahababoan’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]] tany Babilona fa ny “mpaminany taoriana” kosa dia enti-manondro ireo boky voasoratra taorian’izany fahababoana izany. Ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] dia tsy voasokajy ao amin’ny Nevi’im.
 
=== Ny Nevi’im rishonim na Mpaminany taloha ===
Andalana faha-26:
* Sefer Yehezkael ("bokin'i Ezekiela") na Yehezkael : [[Bokin'i Ezekiela|Ezekiela]]
 
* Trei Assar (“mpaminany“[[Bokin'ny Mpaminany 12|mpaminany madinika roa ambin’ny folo”folo]]”)
Ireo mpaminany taoriana telo voalohany dia atao hoe “mpaminany lehibe”. Ny ''Trei Assar'' dia manambatra ireo mpaminany miisa roa ambin’ny folo atao hoe "mpaminany madinika" – dia ireto avy: Sefer Hoshea ([[Bokin'i Hosea|Hosea]]), Sefer Yoel ([[Bokin'i Joela|Joela]]), Sefer Amos ([[Bokin'i Amosa|Amosa]]), Sefer Ovadiyah ([[Bokin'i Obadia|Obadia]]), Sefer Yohnah ([[Bokin'i Jona|Jona]]), Sefer Mikhah ([[Bokin'i Mika|Mika]]), Sefer Nahum ([[Bokin'i Nahoma|Nahoma]]), Sefer 'Havakuk ([[Bokin'i Habakoka|Habakoka]]), Sefer Tsefaniyah ([[Bokin'i Zefania|Zefania]]), Sefer Haggai ([[Bokin'i Hagay|Hagay]]), Sefer Zekhariyah ([[Bokin'i Zakaria|Zakaria]]) ary Sefer Malakhi ([[Bokin'i Malakia|Malakia]]).