Bokin' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
 
Ny '''Bokin'ny Mpanjaka''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] izay isan’ireo bokin'ny mpaminany mitantara ny fanjakan’i Solomona sy ny nanorenany ny Tempoly voalohany, ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa. Asehony tsirairay ny nitondran’ireo mpanjakan’i Isiraely sy i Joda izay voahelok’Andriamanitra noho ny tsy fanarahan’izy ireo ny didiny. Voatantara koa ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana ny fahotan'ireo mpanjaka izay nitarika ny faharavan'ny Fanjakan’i Isiraely sy ny Fanjakan'i Joda. Ny fizaràna an'io boky io no nahazoana ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] sy ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]].
 
== Ny anaran’ny boky sy ny fanoratana azy ==