Boky faharoan' ny Tantara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary sy endrika
Andalana faha-1:
[[Sary:Jerusalem temple4.jpg|vignette|282x282px|''Ny Tempolin'i Jerosalema'' ]]
Ny '''Boky faharoan’ny Tantara''' na '''Tantara faharoa''' dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana sady hita koa ao amin’ny [[Tanakh]], boky masin’ny jodaisma. Ampahany amin’ny boky nozaraina roa io boky io, dia ny Bokin'ny Tantara, ka ny tapany voalohany dia ny [[Boky voalohan’nyvoalohan'ny Tantara]].
 
Manomboka amin’ny tantaranan’ny fanjakan’i Solomona ny boky. Avy eo mitantara ny nivakisan’ny fanjankana ho roa : Fanjakan’i Joda any atsimo sy Fanjakan’i Israely any avaratra. Derain'ny mpanoratra ho ilay mpanjaka tonga lafatra i [[Solomona]] ao amin’ny boky. Voaresaka ao amin'ny Boky faharoan’ny Tantara fa ny vahoakan’i Israely dia vahoaka mpanota sady tsy niverina tamin’Andriamanitra. I Hezekia sy i Josia no mpanjaka nalaza indrindra tamin’ny fanompoana an’Andiamanitra sady nanao izay hanajana ny Lalàn’Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Ny amin'ny anaran’ny boky ==
Ligne 23 ⟶ 26 :
 
==== Ny nanorenana ny Tempoly (3 – 9) ====
[[Sary:'The Visit of the Queen of Sheba to King Solomon', oil on canvas painting by Edward Poynter, 1890, Art Gallery of New South Wales.jpg|vignette|282x282px|''Mamangy an'i Solomona mpanjaka ny mpanjakavavin'i Sheba'' - nataon'i Edward Poynter, taona 1890]]
- Ny nanorenana ny Tempoly tao Jerosalema (3.1 – 4.22)
 
Ligne 63 ⟶ 67 :
 
==== Fanjakana hatramin’i Hezekia ka hatramin’ny didin’i Kirosy (29 – 36) ====
[[Sary:The captivity of Judah.jpg|vignette|''Entina babo any Babilona ny Jiosy avy ao Jerosalema'' - 1904]]
- Ny nanjakan’i Hezekia sy ny fanampian’Andriamanitra azy (29.1 – 32.32)