Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy lohateny sy nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namindra fehin-tsoratra momba ny mpaminany avy any amin'ny teny fampidirana
Andalana faha-2:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617]]
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i Solomona tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe Fanjakan’i Joda fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe Fanjakan’i Israely (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina amin’ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.
 
Misongadina ao amin’io boky io ny firotsahan’ny mpaminany Elia sy Elisa ary ny mpaminany hafa an-tsehatra hampanjaka ny Lalàn’i [[Yahweh]], dia lalàna mifehy ny fivavahana sy ny fitondram-panjakana ary ny fitondran-tena. Nanohitra ireo mpanjaka ratsy toa an’i Ahaba sy ny mpanjakavavy Jezebela i Elia tany amin’ny Fanjakan’i Israely. Nampisongadina ny maha-tokana an’Andriamanitra, dia ilay Andriamanitra marina, ireo mpaminany, indrindra fa i Elia. Nifaninana tamin’ny mpaminanin’i Bala, izay ataon'ny Baiboly ho andriamanitra tsy izy, i Elia ka naharesy azy ireo raha samy nanao sorona. Tsy tantara ihany no hita ao amin’ny Bokin’ny Mpanjaka fa misy faminaniana koa.
 
{{Testamenta Taloha}}
Ligne 61 ⟶ 59 :
=== Ireo mpaminany ===
Ireto avy ireo mpaminany resahina ao amin’ny boky : i Ahia avy any Silo, i  Mika zanak’i  Jimla, i Elia ary i Elisa.
 
Misongadina ao amin’ioamin’ny bokyBoky voalohan'ny ioTantara ny firotsahan’ny mpaminany Elia sy Elisa ary ny mpaminany hafa an-tsehatra hampanjaka ny Lalàn’i [[Yahweh]], dia lalàna mifehy ny fivavahana sy ny fitondram-panjakana ary ny fitondran-tena. Nanohitra ireo mpanjaka ratsy toa an’i Ahaba sy ny mpanjakavavy Jezebela i Elia tany amin’ny Fanjakan’i Israely. Nampisongadina ny maha-tokana an’Andriamanitra, dia ilay Andriamanitra inoany ho tena marina, ireo mpaminany, indrindra fa i Elia. Nifaninana tamin’ny mpaminanin’i Bala, izay ataon'ny Baiboly ho andriamanitra tsy izy, i Elia ka naharesy azy ireo raha samy nanao sorona. Tsy tantara ihany no hita ao amin’ny Bokin’ny Mpanjaka fa misy faminaniana koa.
 
== Jereo koa : ==