Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy lohateny sy nanisy sary
Andalana faha-24:
 
- Nandray ny fitondrana ny fanjakana i Solomona (2.13-46)
 
- Ny amin’ny mpaminany Elia (17 – 22)
 
=== Ny fitondran’i Solomona (3 – 11) ===
Ligne 46 ⟶ 44 :
 
=== Ny amin’ny mpaminany Elia (17 – 22) ===
[[Sary:Washington Allston - Elijah in the Desert - Google Art Project.jpg|vignette|''I Elia tany an-tany efitra'' - nataon'i Washington Allston - taona 1818.]]
- I Elia mpaminany (17.1 – 19.21)
 
Ligne 51 ⟶ 50 :
 
- I Jehosafata mpanjakan’i Joda sy i Ahazia mpanjakan’i Israely (22.41-53)
 
== Ireo olona voalaza ao amin’ny boky ==
 
=== Ireo mpanjakan’i Israely ===
Miisa 8 ireo mpanjakan’i Israely nifandimby resahina ao amin’ny Boky faharoan’ny Mpanjaka, dia i Jeroboama I, i Nadaba, i Baasa, i Ela, i Zimry, i Omry, i Ahaba, ary i Ohozia.
 
=== Ireo mpanjakan’i Joda ===
Miisa 4 ireo mpanjakan’i Joda voaresaka ao amin’ny boky, dia i Rehoboama, i Abijama, i Asa ary i Jehosafata.
 
=== Ireo mpaminany ===
Ireto avy ireo mpaminany resahina ao amin’ny boky : i Ahia avy any Silo, i  Mika zanak’i  Jimla, i Elia ary i Elisa.
 
== Jereo koa : ==