Ady Lehibe Faharoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Voafafa ny fanovana ny 41.74.214.218 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i 154.126.9.124
Marika: Révocation
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Ady Lehibe faharoa''' (AL2)vdia ady mitam-piadanana maneran-tany izay naharitra nanomboka ny 1 Septambra 1939 hatramin'ny 2 Septambra 1945. Io ady eran-tany io dia nanohitra toby roa : ny mpiray dina izay ahitana ireo firenena tandrefana toa i [[Frantsa]], [[Fanjakana Mitambatra]] ary [[Etazonia]], ary ireo amin'ny aksisy izay ahitana an'i Alemaina, Italia ar y Japana.
 
Ny '''Ady Lehibe faharoa''' (AL2)vdia ady mitam-piadanana maneran-tany izay naharitra nanomboka ny [[1 Septambra]] [[1939]] hatramin'ny 2 Septambra 1945. Io ady eran-tany io dia nanohitra toby roa : ny mpiray dina izay ahitana ireo firenena tandrefana toa i [[Frantsa]], [[Fanjakana Mitambatra]] ary [[Etazonia]], ary ireo amin'ny aksisy izay ahitana an'i [[Alemaina]], [[Italia]] ar y [[Japana]].
Ny ady lehibe faharoa dia avy amin'ny tsifahafaham-po natereaky ny famahana ny ady lehibe voalohany ary ny nofinofim-piitarana ary ara-pampanjanahan'ny firenena telo lehiben'ny aksisy. Ny fiaingan'ny AL2 dia ny fitambaran'ny ady an-trano espaniola nanomboka tamin'ny 1936, ny ady sinoa-japoney tamin'ny 1937 ary ny fanafihan'i Alemaina an'i Polonia tamin'ny Septambra 1939. Nanao fifanekena ny tsy hifanafika ny [[Firaisana Sovietika]] ary i [[Alemaina]] nazi tamin'io fotoana io. Nivadika tamin'ny sovietika ny alemàna taorian'ny fanafihana an'i Polonia, ka lasa nifanafika indray ny Firaisana Sovietika sy Alemaina.
 
[[Sary:Soviet and German sphere of influence in the Second Polish Republic according to Molotov–Ribbentrop Pact 1939.PNG|thumb|200px|[[Polonia]]. [[17 Septambra|17.09]].[[1939]], araka ny fifanarahana miavina nataon'i Molotov ([[Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika|FRSS]]) sy Ribbentrop ([[Alemaina]]) ]]
Ny ady lehibe faharoa dia avy amin'ny tsifahafaham-po natereaky ny famahana ny ady lehibe voalohany ary ny nofinofim-piitarana ary ara-pampanjanahan'ny firenena telo lehiben'ny aksisy. Ny fiaingan'ny AL2 dia ny fitambaran'ny ady an-trano espaniola nanomboka tamin'ny 1936, ny ady sinoa-japoney tamin'ny 1937 ary ny fanafihan'i Alemaina an'i Polonia tamin'ny Septambra 1939. Nanao fifanekena ny tsy hifanafika ny [[Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika|Firaisana Sovietika]] ary i [[Alemaina]] nazi tamin'io fotoana io. Nivadika tamin'ny sovietika ny alemàna taorian'ny fanafihana an'i [[Polonia]], ka lasa nifanafika indray ny Firaisana[[Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika|FRSS]] sy Alemaina.
 
Niditra an'ady i Etazonia tamin'ny 7 Desambra 1941 taorian'ny fanafihan'i Japana an'i [[Pearl Harbor]], Hawaii.
Ligne 122 ⟶ 124 :
 
== Jereo koa ==
* [[Ady Lehibe Voalohany]]
 
 
{{vangovango}}
 
[[sokajy:Ady]]
[[sokajy:Tantaran'i Alemaina]]
[[sokajy:Tantaran'i Etazonia]]
[[sokajy:Tantaran'i Polonia]]